Rainay any an-danitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Ray-nay any an-danitra ho Rainay any an-danitra i Thelezifor : Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny Rainay any an-danirta na Hataky ny Tompo na Vavaka nampianarin'ny Tompo dia vavaka nampianarin'ny Jesosy Kristy ireo mpianany araka nuy voasoratra ao amin'ny Testamenta Vaovao.
{{Orphan|date=Martsa 2010}}

== Ny Rainay any an-danitra amin'ny fiteny vitsivitsy ==
Ity ny '''{{BASEPAGENAME}}''' voadika an-teny anatin'ny fiteny maro.

=== [[Fiteny Grika]] Orijinaly ===

Ligne 33 ⟶ 35 :
Hóti soũ estin hē basileía kaì hē dúnamis kaì hē dόxa eis toùs aiõnas. amḗn.

== [[Latina]] ==
=== Amin'ny fiteny [[latina]] ===

Pater noster, qui es in caelis

Ligne 47 ⟶ 53 :
Amen.

=== [[Fiteny Anglisy|Amin'ny fiteny Anglisy]] ===

=== Ankehitriny ===
Ligne 98 ⟶ 108 :
Amen.]

== [[Azteka]] ==
=== [[Azteka|Amin'ny fiteny azteka]] ===

Totahtziné,

Ligne 118 ⟶ 132 :
in īhuīcpa in ahmō cualli.

Mā iuh mochīhua.

== Ny Rainay any an-danitra araka ny Evanjely ==
Ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] dia ahitana an'io vavaka io:

"9 Koa amin'izany mivavaha toy izao ianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao. 10 Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra. 11 Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay. 12 Ary mamelà ny helokay* tahaka ny namelanay izay meloka taminay. 13 Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny* ratsy." (Mat. 6.9-13)

Ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Evanjelin'i Lioka]] koa dia ahitana an'io vavaka io:

"1 Ary Jesosy nivavaka tao amin'ny fitoerana iray, ka rehefa nitsahatra Izy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Tompoko, mampianara anay hivavaka, tahaka ny nampianaran'i Jaona ny mpianany. 2 Ary hoy Izy taminy: Raha mivavaka ianareo, dia ataovy hoe: Ray ô hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao 3 Omeo anay isan'andro izay hanina sahaza ho anay. 4 Ary mamelà ny helokay; fa izahay koa mamela izay rehetra meloka aminay. Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy." (Lio. 11.1-4)

== Jereo koa: ==