Fransoà (papa): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
Merged from Papa François
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
[[Sary:InsigneCoat Francisciof arms of Franciscus.svg|vignette]]
'''Jorge Mario Bergoglio''' (dikan-tsoratra ara-peo [[Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena|AAI]] : {{AAI|[ˈχorxe ˈmarjo berˈgoʎo]}}) izay teraka tamin’ny [[17 Desambra]] [[1936]] tany [[Buenos Aires]] ([[Arjentina]]), dia paparaimasina faha-266 ny fiangonana katôlika. Voafidy ho papan’ny eglizy katôlika rômana izy ny [[13 Martsa]] 2013 ary nifidy ny anarana François (tononina hoe François Voalohany ; amin’ny fiteny latina : ''Franciscus''). Izy no papa faharoa tsy teratany eoropeanina (ny voalohany dia [[Grégoire III]] izay teraka tany [[Siria]] ary voafidy ho papa tamin’ny taona 731) ; papa [[jezoita]] voalohany ary papa voalohany avy any [[Amerika]].
 
'''Jorge Mario Bergoglio''' dia mizaka ny zom-pirenen'i [[Arjentina]] teraka ny [[17 Desambra]] [[1936]] tao [[Buenos Aires]].
 
== Ny fiainany manokana ==
I Mario Bergoglio no rainy.
 
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]
{{Commons|Franciscus|Papa Francisco}}
 
=== Rohy ivelany= ==
* [http://www.vatican.va/ Vatikana]  – Tranonkalan’i Vatikana
* Ao amin'i Freebase: [https://www.freebase.com/m/05ngt2]
 
[[sokajy:Biôgrafia]]
{{vangovango}}
[[sokajy:Biôgrafia|Francois, Papa]]
 
[[sokajy:ArjentinaMpanao politika|Francois, Papa]]
[[sokajy:Papa|Francisco]]
[[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1936]]