Papa François: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Russavia (dinika | fandraisan'anjara)
Pope Francis South Korea 2014.png
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
Merged into Papa Francisco
Marika: Fihodinana vaovao
Andalana faha-1:
#REDIRECT [[Papa Francisco]]
[[Image:Pope Francis South Korea 2014.png|220px|right|thumb]]
[[Sary:Coat of arms of Franciscus.svg|vignette]]
'''Jorge Mario Bergoglio''' (dikan-tsoratra ara-peo [[Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena|AAI]] : {{AAI|[ˈχorxe ˈmarjo berˈgoʎo]}}) izay teraka tamin’ny [[17 Desambra]] [[1936]] tany [[Buenos Aires]] ([[Arjentina]]), dia paparaimasina faha-266 ny fiangonana katôlika. Voafidy ho papan’ny eglizy katôlika rômana izy ny [[13 Martsa]] 2013 ary nifidy ny anarana François (tononina hoe François Voalohany ; amin’ny fiteny latina : ''Franciscus''). Izy no papa faharoa tsy teratany eoropeanina (ny voalohany dia [[Grégoire III]] izay teraka tany [[Siria]] ary voafidy ho papa tamin’ny taona 731) ; papa [[jezoita]] voalohany ary papa voalohany avy any [[Amerika]].
 
== Rohy ivelany ==
* [http://www.vatican.va/ Vatikana]  – Tranonkalan’i Vatikana
 
[[sokajy:Biôgrafia|Francois, Papa]]
[[sokajy:Mpanao politika|Francois, Papa]]