Jiny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy rafi-pehezanteny
Andalana faha-3:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''jiny'' dia fanagasiana ny teny arabo hoe جِنّ / ''jinn'' (atao hoe جِنّي / ''jinnī'' io teny io raha milaza tokana). Ny teny hoe arabo hoe ''jinn'' dia avy amin'ny fototeny semitika hoe ''jnn'' (teny arabo: جَنّ / جُنّ‎, ''jann''), izay midika voalohany hoe "miery" na "manafina". NyMihevitra ny mpikaroka sasany dia mihevitra fa io teny io dia midika ara-bakiteny hoe "zavatra afenina amin'ny fahatsapana"<ref><small>''Edward William Lane. "[https://web.archive.org/web/20150408021742/http://www.tyndalearchive.com/tabs/lane/ An Arabic-English Lexicon]"''. [http://www.tyndalearchive.com/tabs/lane/ tahiry] p. 462.</small></ref> io teny io. Iray tarika amin'ny teny arabo hoe ''majnūn'' (izay midika hoe "itoeran-javatra" na "adala"), sy ''jannah'' ("zaridaina") ary ''janīn'' ("zaza am-bohoka")<ref><small>Wehr, Hans (1994). ''Dictionary of Modern Written Arabic'' (4 ed.). Urbana, Illinois: Spoken Language Services. p. 164. <nowiki>ISBN 978-0-87950-003-0</nowiki>.</small></ref>. Ny teny hoe ''jinn'' dia ampiasaina amin'ny fiteny arabo ho milaza maro ka ny endriny milaza tokana dia ''jinni''.
 
Tsy fantatra mazava ny niavian'ny teny arabo hoe ''jinn''. Ny mpikaroka sasany dia mampifandray an'io teny io amin'ny teny latina hoe ''genius,'' vokatry ny fampifangaroam-pivavahana tamin'ny andron'ny Empira romana tamin'ny nanjakan'i Tiberio Aogosto<ref><small>Amira El-Zein ''Islam, Arabs, and Intelligent World of the Jinn'' Syracuse University Press 2009 <nowiki>ISBN 9780815650706</nowiki> page 38</small></ref>, nefa iadian-kevitra izany fisampanafisampanan-teny izany dia iadian-kevitra.
 
Misy koa ny milaza fa ny teny hoe ''jinn'' dia avy amin'ny teny arameana hoe ''ginnaya'' (siriaka: ܓܢܬܐ‎) izay midika hoe "andriamanitra mpiaro" na "mpiambina". Ny hafaMilaza koa diany milazahafa fa avy amin'ny anaran'ny fanahy vavy ao amin'ny Avesta (bokin'ny finoana persiana) hoe ''Jaini'' io teny io izay isan'ny zavaboary maro ao amin'ny finoana efa tany alohan'ny anganom-pinoana zoroastriana tany Iràna<ref><small>Tisdall, W. St. Clair. ''The Original Sources of the Qur'an'', Society for Promoting Christian Knowledge, London, 1905</small></ref> <ref><small>''The Religion of the Crescent or Islam: Its Strength, Its Weakness, Its Origin, Its Influence'', William St. Clair Tisdall, 1895</small></ref>.
 
== Ny jiny ao amin'ny fivavahana silamo ==
Andalana faha-16:
Miseho amin'ny endrika isankarazany ny jiny ka mety ho tahaka ny olona na ny biby toy ny bibilava. Ny teny hoe جِنّ / ''jinn'' na عِفٰرِيتْ / ''ʿifrīt'' (raha milaza maro: عَفَارِيت / ''ʿafārīt''), dia manondro koa izany bibilava izany sy karazana bibilava hafa. Ny anaran'izy ireo na ny fihetsiny, izay hafahafa, dia ahafahana manavaka azy amin'ny tena olombelona rehefa maka endrik'olombelona izy.
 
NyMpiaro ny poeta sady ahazoany aingampanahy ny sasany amin'ireo fanahy ireo, araka ny angano talohan'ny nisianan'ny fivavahana silamo, dia mpiaro ny poeta sady ahazoany aingampanahy: izy ireo no tao hoe ''hawāǧis'' (raha milaza tokana: ''hāǧis'')<ref><small>Amira El-Zein ''Islam, Arabs, and Intelligent World of the Jinn'' Syracuse University Press 2009 ISBN 9780815650706page 34</small></ref>. Mivondrona ho foko sy vahoaka ary fanjakana izy ireo, sahala amin'ny olombelona, manana lalàna izy ary manana ny fivavahany (isan'izany ny fivavahan'ny olombelona satria "''ny mpaminany sasany dia nalefan'Andriamanitra any amin'ireo jiny sy ny olona''" araka ny voalaza ao amin'ny Koràna manao hoe: "Izaho (Andriamanitra) tsy namorona ny Jiny sy ny Olombelona afa-tsy ny hanompo Ahy" (Sorata 51.56).
 
Misy lahy sy vavy ny jiny ka raha vavy izy dia atao hoe جِنِّية / ''jinniyya''. Izao avy ny anarana iantsoan'ny Magrebina ny jiny: ny عِفَارِيت / ‘''ifārīt'' : jinin'ny afo izay monina an-tanety, sy ny مَاَرِدْ / ''māɾid'' izay monina akaikin'ny rano mandeha ary ny سلف / ''silf'' izay manana elatra izaysy monina any an-danitra. (Sorata 37.7)
"Izaho (Andriamanitra) tsy namorona ny Jiny sy ny Olombelona afa-tsy ny hanompo Ahy" (Sorata 51.56).
 
Misy lahy sy vavy ny jiny ka raha vavy izy dia atao hoe جِنِّية / ''jinniyya''.
 
Izao avy ny anarana iantsoan'ny Magrebina ny jiny: ny عِفَارِيت / ‘''ifārīt'' : jinin'ny afo izay monina an-tanety, sy ny مَاَرِدْ / ''māɾid'' izay monina akaikin'ny rano mandeha ary ny سلف / ''silf'' izay manana elatra izay monina any an-danitra. (Sorata 37.7)
 
=== Ny jiny araka ny voalaza ao amin'ny Koràna ===
Ao amin'ny fivavahana silamo, ny jiny dia zavaboary manana fahefana mihoatra ny an'ny zavaboary mahazatra - fifangaroan'ny hazavan'ny afo tsy hita maso sy afo tsy misy setroka no nanamboarana azy fa tsy tahaka ny olombelona izay namboarina tamin'ny tanimanga. Asaina mivavaka sy mino izy ireo ka tsy maintsy hisedra ny [[Fitsarana Farany]].
 
Araka ny voalazan'ny Koràna ao amin'ny sorata Ar-rahmān ("Ilay Be Indrafo") -, ny jiny dia zavaboary noforoninannoforonina tamin'ny afo: "<sup>14</sup>''Noforoniny tamin'ny tanimanga maneno ny olombelona sahala amin'ny vilany tany'' ;<sup>15</sup>''ary noforoniny tamin'ny lelafo avy amin'ny afo tsy misy setroka ny jiny''".
 
I Satana koa izay atao hoe شَيْطان / ''shayṭān'' amin'ny teny arabo sady fantatra koa amin'ny anarana hoe Iblisy (Iblis) dia voaresaka matetika ao amin'ny Koràna <ref name=":0"><small>Abdullah Saeed, ''The Qurʼan: an introduction'', Routledge, 2008, 268 <abbr>p.</abbr> (<nowiki>ISBN 041542125X</nowiki>, [https://books.google.fr/books?id=V5jHJkgiYUsC&printsec=frontcover&source=gbs_v2_summary_r&cad=0 vakio an-tranonkala] - [http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.fr%2Fbooks%3Fid%3DV5jHJkgiYUsC%26printsec%3Dfrontcover%26source%3Dgbs_v2_summary_r%26cad%3D0 tahiry]), <abbr>p.</abbr> 64-65</small></ref>:
 
"Ary rehefa notetenintsika ny Anjely hoe: "mandohaleha eo anatrehan'i Adama ianareo", dia nandohalika izy ireo -, afa-tsy i Iblisy izay isan'ireo jiny sady izay niodina tamin'ny didin'ny Tompony" (Koràna 18.50).
 
"Tsara noho izy aho : noforoninao tamin'ny afo aho, fa izy kosa noforoninao tamin'ny tanimanga" (Sorata 38.76)
 
Ny anarana amin'ny endriny milaza maro hoe شَيٰطَيِنْ / ''shayāṭīn'' (satana) dia ilazana ny olombelona sy ny jiny izay manatanteraka ny asan'i Iblisy<ref name=":0" />.
Ligne 43 ⟶ 39 :
"Ireo izay eo akaikin'ny Tomponao (ny anjely) dia mihira ho an'ny Voninahiny andro aman'alina tsy mahatsiaro fahasorenana." (Sorata 41.38)
 
"Ianareo izay nino! Arovy ny tenanareo sy ny ankohonanareo amin'ny afo izay hosoronana amin'ireo olona sy vato -, hambenan'ny anjely masiaka sy sarotiny izay tsy mahay tsy manaja an'i Allah amin'izay anirahany azy sady manatanteraka izay andidiana azy." (SourateSorata 66.6)
 
"<sup>19</sup>Azy irery ireo rehetra ao an-danitra sy ety an-tany. Ireo izay eo akaikiny [ny anjely] dia tsy mihevi-tena ho be voninahitra loatra ka tsy hidera Azy sady tsy reraka ny manao. <sup>20</sup>Mankalaza ny Voninahiny andro aman'alina sady tsy mitsahatra izy ireo." (Sorata 21.19-20)
 
Io fanan'ny jiny safidy io no nahafahan'i Satana tsy hanoa an'Andriamanitra sy ahafahana manasazy azy -, araka ny voalaza ao amin'ny Koràna. Ny jiny dia mety hino an'Andriamanitra na tsy hino (Sorata ''Adh-Dhariyat'' 51.56)
 
Voalaza fa nisy jiny ratsy izay nanaraka foana ny mpaminany Mohamady izay niafara tamin'ny fiovam-po ka lasa jiny tsara talohan'ny nahafatesany vokatry ny nanarahany maso ny asan'i Mohamady.
 
== Jereo koa: ==