Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy fizaràna ny lahatsoratra
Andalana faha-14:
</gallery>
 
== Tantaran'Ny tantara mahakasika ny nahatongavanfahatongavan'ny Kor'any ==
 
=== Tamin'ny nahaterahan'ny Mpaminany Mohamady ===
Andalana faha-55:
 
=== Ny nanambarana ho iray sy natao kopia ny Kor'any ===
Taona 634610 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): NatambatraTonga ho boky iray ireo takelaka rehetra nosoratana nandritran’ny fahaveloman’ Itamin’I Mpaminany MouhammadMohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy). Navoryny daholoWahi (Révélation na Faminaniana) vaovao mahafaly ho an’olombelona rehetra sy fampitandremana azy ireo Sahabaamin’ny arysazy nomenamamaivay an’Imiandry Zaydazy ibnireo thabitraha (ra)toa nyka hitantanamitsipak’izany nyizy vondron’ireoireo. SahabaTonga ny hanaoKour’any izanymasina.
 
Taona 632 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Maty I Mpaminany Mohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy) ary namela ny boky masina Kour’any antsoratra sy am-pon’ireo mpiaradia taminy miisa 124 000 mihoatra. Rehefa mivava ireo Sahaba (mpiaradia) dia, nampianarin’ I Mpaminany Mouhammad (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy)  namaky ny ampahany ao amin’ny boky masina Kour’any.Tsy maintsy mamaky tapany amin’ny soratra hita ao amin’ny boky masina Kour’any ireo Sahaba sy ny mpino islam rehetra mandrak’ankehitriny.
Zayd ibn thabit (r.a) dia, Sahaba anisan'ny nosafidian’ny mpaminany manokana ho mpanoratra ny Kor’any noho ny fahaizany mamaky, manao tsianjery, manoratra ary mitadidy zavatra. Ary mbola Zayd koa no nasain’I Abou bakr (Radhiyallah 'anho) Khalifa (mpitondra voalohany taorian’ny mpaminany) hanangona ireo takelaka ary hanao izany ho boky mitambatra iray. Nanaiky I Zayd miaraka amin’ireo Sahaba hafa izay samy mpanoratra ary mpahay tsianjery ny boky masina Kour’any nandritran’ny fahaveloman’ny mpaminany.
 
Taona 634 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Natambatra ho boky iray ireo takelaka rehetra nosoratana nandritran’ny fahaveloman’ I Mpaminany Mohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy). Navory daholo ireo Sahaba ary nomena an’I Zayd ibn thabit (Allah anie ho faly aminy) ny hitantana ny vondron’ireo Sahaba hanao izany.
 
Zayd ibn thabit (r.aAllah anie ho faly aminy) dia, Sahaba anisan'ny nosafidian’ny mpaminany manokana ho mpanoratra ny Kor’any noho ny fahaizany mamaky, manao tsianjery, manoratra ary mitadidy zavatra. Ary mbola Zayd koa no nasain’I Abou bakr (Radhiyallah 'anho) Khalifa (mpitondra voalohany taorian’ny mpaminany) hanangona ireo takelaka ary hanao izany ho boky mitambatra iray. Nanaiky I Zayd miaraka amin’ireo Sahaba hafa izay samy mpanoratra ary mpahay tsianjery ny boky masina Kour’any nandritran’ny fahaveloman’ny mpaminany.
 
Taona 650 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Nandritra ny fitondran’I ‘Outhman (Radhiyallah 'anho) Khalifa faha telo dia, nasain'ity farany I Zayd ibn Thabit mba hanao kopia maro maro ny Kour’any ary hanaparitaka izany amin’ny toerana maro satria efa tsy nitsahatra niparitaka ny finoana Islam. Ohatra: Nalefa tany Sham (Faritra Syrie), Iraq, Makka, Madina,…..