Jakôba (patriarka hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra kely sy nanisy rohy
Andalana faha-2:
Nanompo an'Andriamanitra tokana izy ([[monoteisma]]) ka nandova ny fampanantenana natao tamin'ireo razany dia ny hanana taranaka maro izay homena tany mahavokatra, dia ny [[Tany Kanana]]. Nanambady efatra izy ka niteraka an'ireo zanilahy nipoiran'ny foko roa ambin'ny folo. Niharan'ny fanandevozana tany [[Egypta]] ny taranany alohan'ny honenan'izy ireo any amin'ny tany nampanantenaina azy. Tsy ny Baiboly ihany no ahitana ny tantaran'i Jakoba fa ny boky masina sasany toy ny [[Korana|Koràna]] koa.
 
Ireto[[Fampirafesana|Nampirafy]] i Jakoba ka ireto ireo vehivavy niterahan'i Jakobaniterahany: i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] sy i [[Rahely (vadin'i Jakoba)|Rahely]] sy i [[Zilpa]] ary i [[Bila (vadin'i Jakoba)|Bila]]. Ny roa voalohany, izay mpirahavavy zanak'i Labàna, no tena vadiny fa ny roa farany dia mpanompo vaviny.
 
Ireto avy ireo zanak'i Jakoba tamin'ireo vehivavy efatra ireo:
 
* i Lea niteraka an'i [[Robena]], i [[Simeona (zanak'i Jakoba)|Simeona]], i [[Levy]], i [[Joda (zanak'i Jakoba)|Joda]], i [[Isakara]] ary i [[Zebolona]] (na Zabolôna);
* i Bila niteraka an'i [[Dana]] sy i [[Naftaly]] (na Neftaly);
* i Zilpa niteraka an'i [[Gada]] sy i [[Asera]];
* i Rahely niteraka an'i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] sy i [[Benjamina]]. Izy ireo no nanjary razamben'ny foko roa ambin'ny folon'i Israely. Tsy nanana zanakavavy afa-tsy i [[Dina (zanak'i Jakoba)|Dina]] i Jakoba izay zanany tamin'i Lea.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fokon'i Israely]]