Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (Tsipelina)
k
Ny '''abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena''' afohezina(''Alphabet Phonétique International'' - API amin'ny fiteny frantsay, na ''International Phonetic Alphabet'' - IPA) amin'ny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho an'ny fanoratana ny feon'ny fiteny tetenina. Izy io dia tsy ohatra ny fomba fanoratana an'ny vondrom-piteny, ny AAI dia abidy natao mba handrakotra ny ankapoben'ny fiteny rehetra. Navelatry ny mpandinika rafi-peo [[frantsa]]y sy britanika ho an'ny [[Fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena]], navoaka tamin'ny 1888 izy. Natao tamin'ny 2005 ny famerenana farany.
 
== Tantara ==
 
Ny AAiAAI dia noforonin'ny mpampianatra britanika sy frantsay taritin'i Paul Passy ho an'ny fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena, noforonina tany Paris tamin'ny 1886 ary nitondra Dhi Fonètik Tîcerz' Asóciécon. Ny santiôna voalohan'ny AAI, navoaka tamin'ny 1888, dia avy amin'ny abidy rômikan'i Henry Sweet, io avy amin'ny abidy manara-peon'i Isaac Pitma, sy Alexander John Ellis.
 
Nohatsaraina in-dimy ny AAI, tamin'ny 1900, 1932, 1989, 1993 ary tamin'ny 2005.
15 358

modifications