Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: ny FFKM
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) dia fikambanana ekiomenika iraisan'ny fiangonana kristiana vitsivitsy eto Madagasikara, dia ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana]] (EKAR) sy ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] ary ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (EEM)''.'' Niorina tamin'ny taona 1980 io fiombonana io. Ao Antananarivo ny foibe foiben-toerany ary miisa 10 000 000 any ho any ny fitambaran'ny mpivavaka ao amin'ireo fiangonana ireo<ref><small>Group, Taylor & Francis (2004). ''The Europa World Year: Kazakhstan - Zimbabwe''. Taylor & Francis. <nowiki>ISBN 9781857432558</nowiki>.</small></ref>. Ny fiangonana kristiana mino ny Tompo [[Jesosy]] ho Andriamanitra sy hany mpamonjy araka ny Soratra Masina (ny [[Baiboly]]) dia afaka mirotsaka amin'io fiombonana io<ref><small>Council of Christian Churches in Madagascar. ''archived.oikoumene.org''. Notsidihina tamin'ny 2017-06-07.</small></ref> <ref><small>CCCM — World Council of Churches. www.oikoumene.org. Notsidihina tamin'ny 07-06- 2017.</small></ref>.
 
Amin'ny teny anglisy dia Council of Christian Churches in Madagascar fa amin'ny teny frantsay kosa dia ''Conseil chrétien des Eglises à Madagascar'' no iantsoana azy.
 
== Jereo : ==