Wikipedia:Mombamomba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
k Voafafa ny fanovana ny Ny tsiambaratelon'ny Fahombiazana (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Jagwar
Marika: Révocation
Andalana faha-1:
== Ny Wikipedia amin'ny ankapobeny, ary ny Wikipedia amn'ny teny malagsy ==
"Ny tsiambaratelon'ny Fahombiazana" dia pejy iray ahalalana ireo mahakasika ny Olona sy fanahy ary ny tontolony sy ny manodidina azy.
 
Wikipedia dia marika napetraky ny fikambanana amerikanina Wikimedia Foundation (WMF). Izy io dia manan-tanjona ny hanangona ny fahaizan'ny olona manerana izao tontolo izao ary mizarazara azy araka ny lisansa hahafahana mizarazara azy am-pahalalahana: ny lisansa ''' Creative Commons fanomezana ny lisitra manontolon'ireo mpamorona ilay votoatiny notsongaina ary fizarana azy amin'ny lisansa mitovy'''<ref>Teny anglisy : ''Creative Commons Attribution Share-Alike''</ref> ho an'ny lahatsoratra vao nitranga vao haingana ary ny lisansa '''GFDL''' (GNU Free Documentation License) ho an'ireo lahatsoratra izay nitranga talohan'ny nampiharana ny lisansa CC-by-SA.
Ny tanjona dia mba ahafahana'ny rehetra miaina am_pilaminana amim_pahaizana mifehy sy mampiasa ireo manodidina ny tena.
 
I Wikipedia dia tetikasa iray an'i Wikimedia Foundation izay manan-tanjona ny hanangona ny fahaizan'ny olombelon'izao tontolo izao amin'ny teny malagasy.
"Ny tsiambaratelon'ny Fahombiazana" dia niforona ny taona 2018 Izay ahitana ireo mpisehatra amin'ny maha olona sy ny manodidina azy sy olotsotra ihany koa.
 
Eto amin'i Wikipedia, azon'ny tsirairay atao ny manova, mamorona ny fampahalalana am-pahalalahana. Azy zon'ny tsirairay mpitsidika ny manova ary manatsara ny votoatiny ato amin'i Wikipedia.
 
Ny Wikipedia dia avy amin'ny fiteny hawaianina ''wiki'' izay midika ''maika'' ary ''pedia'' izay avy amin'ny teny anglisy ''Encyclo'''pedia''''' izay teny azo dikaina "raki-pahalalana". Ny fotokevitry ny sehatra mampiasa mpanangom-botoatiny (web software) wiki dia fahafahana manova ary mamorona votoatiny amin'ny alalan'ny mpitety tranonkala.
 
Ny isan'ny fiteny manana ny wikipedia-ny manokana dia 270 (tsy isaina ireo Wikipedia izay nakatona noho ny tsifisiana fikambanana maharitra). Ny Wikipedia amin'ny teny malagasy amin'izao fotoana izay ahitana lahatsoratra {{NUMBEROFARTICLES}}. Ny isan'ireo mpikambana nisoratra anarana teto dia {{NUMBEROFUSERS}}. Samihafa mazava ho azy ny fandrosoan'ny Wiki tsirairay : misy ireo Wiki amin'ny teny lehibe (teny eoropeanina izay teny ofisialin'ny Firenena Mikambana), ary misy ireo Wiki amin'ny fitenim-paritry ny firenena be fiteny. Ny isa manontolon'ny mpandray anjara mavitrika (mpikambana nisoratra anarana izay nanova indray farafahakeliny eo amina wiki iray) eo amin'i Wikipedia dia eo amin'ny 1,5 tapitrisa eo ho eo isam-bolana.
 
== Ny tetikasa Wikimedia ==
Ny fikambanana WIkimedia dia fikambanana tsy manan-tanjona ny hanangombola izay iharan'ny 501(c)(3) ny kaodin-ketra (code fiscal) an'i Etazonia. Izy io no mampiantrano ireo tetikasa manam-botoatiny malalalaka toa i Wikipedia. Ka noho izy mpampiantranon'ny tetikasa Wikimedia dia tsy manana zo fanontana na inona na inona izy eo amin'ny votoatin'i Wikipedia.
 
Azonao atao ny manao fanomezana an'ny tetikasa Wikimedia amin'ny alalan'ny rohy ''Fanomezana'' eo amin'ny sidebar.
 
== Tsiahy ==
{{ref}}