Asan' i Petera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Boky apokrifa kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Asan'i Petera]] na [[Asan'i Petera|Asan'i Piera]] dia soratra [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] kristiana tranainy tamin'ny taonjato faha-2 na tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-3. Azo zaraina roa ny boky: ny voalohany mitantara zavatra niseho tao Jerosalema fa ny faharoa kosa miresaka zavatra niseho tao Roma. Ny "Fiangonana Lehibe" dia manao an'io boky io ho apokrifa tamin'ny taonjato faha-6 sy faha-8. Ireo Kristiana tany aloha dia mihevitra fa i Leokiosy Karinosy izay lazain'i Epifanio avy any Salamina mpiara-dia amin'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|apostoly]] [[Jaona (apostoly)|Joany]] no nanoratra azy.
 
Io no boky voalohany izay milaza fa maty nohomboana tamin'ny [[hazo fijaliana]] ny apostoly [[Petera]] sady ahitana ny lahatenin'i Petera izay manazava ny antony nangatahany ny hanaovana ny lohany ambany rehefa homboina izy.