Epistily ho an' ny Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''''[[Epistily ho an'ny Romana''']]'' na [[Epistily ho an'ny Romana|''Taratasy ho an'ny'Romana' ''Rômanina'']] dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], isan'ireo [[Epistilin'i Paoly|epistily nosoratan'i Paoly]]. Taratasy nosoratan'ny Paoly ho an'ireo Kristiana tany Roma izy io ka ao izy no mamelabelatra fa ny finoana an'i Kristy ho mpamonjy no hanamarinana sy hamonjen'Andriamanitra ny olona rehetra na dia mpanota aza.
 
== Ny anaran'ny boky ==
''Επιστολή προς Ρωμαίους'' / ''Epistolê pros Rômaious'' ny anarany amin'ny teny grika ary ''Epistula ad Romanos'' kosa amin'ny teny latina. Maro ny fomba iantsoana io boky io amin'ny fiteny malagasy: ''Epistily ho an'ny Romana'', ''Taratasy ho an'ny Rômanina'', ''Epistily nosoratan'i Paoly ho an'ny Romana'', ''Taratasy nosoratan'i Masindahy Paoly ho an'ny Kristianina tany Rôma'', sns. Ny hoe ''epistily'' na ''taratasy'' dia azo soloana ny hoe ''epistola''.
 
== Fanoratana ny boky ==