Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanakisaka sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|280x280px]]Ny '''[[Boky voalohan’ny Mpanjak'''aMpanjaka]] na [[Boky voalohan'''ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany''']] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na Salomona) ho mpanjaka , ny fanorenany ny [[Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina amin’ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny anaran’ny boky sy ny fanoratanananoratana azy ==
 
=== Ny anaran’ny Boky ===
Ny Boky voalohan’ny Mpanjaka dia atao hoe fotsiny Mpanjaka voalohany ao amin’ireo baiboly amin’ny fiteny ankehitriny. Ao min’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia mitambatra ao amin’ny atao hoe ''Melakhim'' (« Mpanjaka ») ny Mpanjaka voalohany sy ny Mpanjaka faharoa. Ao amin’ny [[Septoaginta|Septanta]] (na Septoaginta) (dikan-teny grika) sy ny [[Volgata]] (dikan-teny latina) dia atao hoe Bokin’nyBokin'ny Fanjakana (''Libri Regnum'') voalohany sy faharoa sy fahatelo ary fehefatra ireo boky efatra mifanarakaraka, dia ny [[Boky voalohan'i Samoela|Samoela voalohany]], ny [[Boky faharoan’i Samoela|Samoela faharoa]], ny Mpanjaka voalohany ary ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Mpanjaka faharoa]].
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia i [[Jeremia]] no nanoratra ny Mpanjaka Voalohany. Fa ireo mpikaroka momba ny Baiboly dia milaza fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa no nanoratra sy nanambatra ny lahatsoratra. Ny Boky voalohan'ny Mpanjaka dia milaza ny fisian'ny loharano nanovozana, dia ireo boky atao hoe ny ''Tantaran’i Solomona'' na ''Asan’i Solomona'' (1Mpa. 11.41) sy ny ''Tantaran’ireo Mpanjakan’i Israely'' (1Mpa. 14.19) ary ny ''Tantaran’ireo Mpanjakan’i Joda'' (1 Mpan.14.29).
 
== Fizaran’ny Boky ==
Azo zaraina efatra ny boky nefa ny fizarana roa voalohany na ny roa farany dia azo atambatra ho fizarana tokana: ny fanombohan’ny fanjakan’i Solomona (toko faha-1 sy faha-2), ny fitondran’i Solomona (toko faha-3 – faha-11), ny fivakisan’ny firenena ho fanjakana roa (toko faha-12 – faha-16) ary ny amin’ny mpaminany Elia (toko faha-17 – faha-22).
 
=== Ny fanombohan’ny fanjakan’i Solomona (1 – 2) ===
Andalana faha-32:
 
=== Ny fivakisan’ny firenena ho fanjakana roa (12 – 16) ===
- Nikomy tamin’i [[Rehoboama]] ireo foko any avaratra (12. 1-24)
 
- Nanamboatra omby volamena hivavahana i [[Jeroboama]] mpanjakan’i Israely (12.25-33)
 
- Nanameloka an’i Jeroboama ny mpaminany (13.1 – 14.20)
 
- Ireo [[mpanjakan’i Joda]] sy ny [[Mpanjakan'i Israely|an'i Israely]] (14.21 – 16.34)
 
=== Ny amin’ny mpaminany Elia (17 – 22) ===
[[Sary:Washington Allston - Elijah in the Desert - Google Art Project.jpg|vignette|''I Elia tany an-tany efitra'' - nataon'i Washington Allston - taona 1818.]]
- I [[Elia]] mpaminany (17.1 – 19.21)
 
- Ny nanamelohan'i Elia ny mpanjaka [[Ahaba]] sy ny mpanjakavavy [[Jezebela]] (20.1 – 22.40)
 
- I [[Jehosafata]] mpanjakan’i Joda sy i [[Ahazia]] mpanjakan’i Israely (22.41-53)
 
== Ireo olona voalaza ao amin’ny boky ==
 
=== Ireo mpanjakan’i Israely ===
Miisa 8 ireo mpanjakan’i Israely nifandimby resahina ao amin’ny Boky faharoan’nyvoalohan’ny Mpanjaka, dia i Jeroboama I, i Nadaba, i Baasa, i Ela, i Zimry, i Omry, i Ahaba, ary i Ohozia.
 
=== Ireo mpanjakan’i Joda ===
Andalana faha-57:
 
=== Ireo mpaminany ===
Ireto avy ireo mpaminany resahina ao amin’ny boky : i [[Ahia]] avy any Silo, i  [[Mika]] zanak’i  Jimla, i [[Elia]] ary i [[Elisa]].
 
Misongadina ao amin’ny Boky voalohan'ny Tantara ny firotsahan’ny mpaminany Elia sy Elisa ary ny mpaminany hafa an-tsehatra hampanjaka ny Lalàn’i [[Yahweh]], dia lalàna mifehy ny fivavahana sy ny fitondram-panjakana ary ny fitondran-tena. Nanohitra ireo mpanjaka ratsy toa an’i Ahaba sy ny mpanjakavavy Jezebela i Elia tany amin’ny Fanjakan’i Israely. Nampisongadina ny maha-tokana an’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitra inoany ho tena marina, ireo mpaminany, indrindra fa i Elia. Nifaninana tamin’ny mpaminanin’i Bala, izay ataon'ny Baiboly ho andriamanitra tsy izy, i Elia ka naharesy azy ireo raha samy nanao sorona. Tsy tantara ihany no hita ao amin’ny Bokin’ny Mpanjaka fa misy faminaniana koa.