Jezebela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona resahina ao min'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Lohatenim-pizaràna
Andalana faha-1:
[[Sary:The Death of Jezebel.jpg|vignette|354x354px331x331px|''Ny nahafatesan'i Jezebela'' - Gustave Doré - 1866.]]
I [[Jezebela]] na [[Jezebela|Jezabela]] dia andriambavy foinikiana, zanak'i Itobaala I, mpanjakan'i Tiro sy i Sidona. Vadin'i [[Ahaba]] mpanjakan'i Israely izay nanjaka tamin'ny taona 874 hatramin'ny 853 tal. J.K. izy. Voatantara ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|faharoan'ny mpanjaka]] ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny Baiboly i Jezebela. Araka ny Baiboly dia vehivavy ratsy toetra sy mpanao ratsy i Jezebela izay nampirisika ny mpanjaka sy ny vahoaka hiala amin'Andriamanitra. Taorian'ny nahafatesan'i Ahaba dia maty natsipy avy eny amin'ny varavarankely izy ka nohanin'ny alika ny fatiny. Voalaza ao amin'ny Bokin'ny Apokalipsy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] koa i Jezebela sady aseho ho vehivavy ratsy toetra koa.
 
== Ny anaran'i Jezebela ==
Ao amin'ny Baiboly amin'ny teny malagasy dia Jezebela na Jezabela no mety ho fanoratana io anarana io. Amin'ny fiteny hebreo dia איזבל /''ʾÎzevel,ʾÎzāvel'' no fiantsoana azy. Amin'ny teny grika dia ''Ιεζάβελ'' / ''Iedzabel'' na ''Ιζέβελ'' / ''Idzebel.''
 
== Ny amin'i Jezebela araka ny Baiboly ==
 
=== Ao amin'ny Testamenta Taloha ===
 
=== Ao amin'ny Testamenta Vaovao ===