Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Creation of Light.png|vignette|319x319px|''Ny famoronana ny mazava'' - Gustave Doré]]
{{Testamenta Taloha}}
Atao hoe '''Testamenta taloha''' ny fitambaran'ny boky ao amin'ny [[Baiboly]] voasoratra talohan'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Ny [[Kristianina|Kristiana]] dia mampiasa an'io teny io hanondroany ny tapany voalohany amin'ny Baiboly, izay voasoratra talohan'i Jesoa Kristy.
 
Andalana faha-7:
Ho an'ny [[Kristianina|Kristiana]], ny Testamenta Taloha sy ny [[Testamenta Vaovao]] dia mitambatra ho Baiboly kristiana.
 
== Boky ao amin'ny Testamenta Taloha ==
Misokajy efatra ny boky ao anatin'ny Testamenta Taloha, dia ny Pentateoka (atao hoe koa Boky dimin'i Mosesy), ny bokin-tantara (na boky ara-tantara), ny bokim-pahamasinana, ary ny bokin'ireo Mpaminany. Manampy an'ireo ny boky atao hoe Deoterôkanônika izay tsy tafiditra ao amin'ny Tanakh sy ao amin'ny Baiboly protestanta. Marihina fa telo fotsiny ny fizaràna ny [[Tanakh|Baiboly jiosy]] fa tsy efatra.{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny boky dimin'i Mosesy ===
Ireo atao hoe "[[Boky dimin'i Mosesy]]", na Boky dimin'i Môizy na Pentateoka (avy amin'ny teny grika ''pente'': "dimy" sy ''teukhos'': "horonana"), izay antsoina koa hoe Lalàna (Lalàn'i Mosesy), ataon'ny Jiosy hoe Torah, dia ny ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]'' (na ''Jenezy''), ny ''[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]'' (na ''Eksaody''), ny ''[[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]'', (na ''Levitika''), ny ''[[Bokin'ny Nomery|Nomery]]'' (na ''Fanisana''), ary ny ''[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]'' (na ''Deoterônômy'').