Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-24:
Ny ankabeazan'ny soratra apokaliptika apokrifa (tsy voaray ho kanona) dia mitondra ny anarana hoe "Apokalipsy". Misy karazany roa izy ireo, dia ireo nosoratana teo anelanelan'ny nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] sy ireo nosoratana tamin'ny fotoanan'ny Testamenta Vaovao na taorian'io. Ny Protestanta dia miantso an'ireo boky ireo hoe pseodepigrafa.
 
=== ApokalypsyApokalipsy apokrifa talohan'ny Testamenta Vaovao ===
Ireto avy ireo ApokalypsyApokalipsy talohan'ny Testamenta Vaovao:
* Apokalipsin'i Abrahama
* Apokalipsin'i Adama
Andalana faha-42:
* Apokalipsin'i Metatrona
* Apokalipsin'i Sedraka
* ApokalipsanApokalipsin'i Zerobabela
* ApokalipsaApokalipsy arameana
Ny [[Bokin'i Henoka]] (na Henoka Etiopiana) dia apokrifa na pseodepigrafa ho an'ny ankamaroan'ny fiangonana fa deoterokanonika izy ho an'ny Fiangonana ortodoksa etiopiana. Torak'izany koa ny [[Bokin'ny Jobily]].
 
=== Apokalypsy apokrifa tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany ===
Ireto avy ireo ApokalypsyApokalipsy tamin'ny fotoan'ny Testamenta Vaovao na taoriany :
* Apokalipsy voalohan'i Jakoba
* Apokalipsy faharoan'i Jakoba
Andalana faha-66:
* Apokalipsin'i Tomasy
* Apokalipsin'ny Lanitra Fito
* [[Fiakaran'i Isaia]]
 
== Jereo koa ==
* [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsin'i Jaona]]
* [[Boky apokrifa]]