Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy fanitsiana anaran-tsokajim-boky
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-14:
 
=== Ny bokin-tantara ===
Ny [[Boky ara-tantara (Baiboly)|bokin-tantara]] na boky ara-tantara dia ny ''[[Bokin'i Josoa|Josoa]]'' (na Jôsoe), ny ''[[Bokin'ny Mpitsara|Mpitsara]]'', ny ''[[Bokin'i Rota|Rota]]'', ny [[Boky voalohan'i Samoela|''Samoela'' ''voalohany'']], ny [[Boky faharoan’i Samoela|''Samoela'' ''faharoa'']], ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''voalohany'']], ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''faharoa'']], ny [[Boky voalohan'ny Tantara|''Tantara'' ''voalohany'']], ny [[Boky faharoan'ny Tantara|''Tantara'' ''faharoa'']], ny ''[[Bokin'i Ezra|Ezra]]'' (na ''Esdrasa'') ny ''[[Bokin'i Nehemia|Nehemia]]'' ary ny ''[[Bokin'i Estera|Estera]].'' Ny Baiboly katolika dia ahitana boky fanampiny: ny ''[[Bokin'i TobiàTobia|Tobià]]'', ny ''[[Bokin'i Jodita|Jodita]]'' ary ny [[Boky voalohan'iny Makabeo|''Makabeo'' voalohany]] sy [[Boky faharoan'iny Makabeo|faharoa]] izay atao hoe ''deoterôkanônika'' (izany hoe "boky kanônika faharoa") nefa ataon'ny Protestanta hoe ''apokrifa'' ("miafina").
 
=== Ny bokim-pahendrena ===
Andalana faha-35:
* [[Boky apokrifa]]
 
* [[Boky deoterokanonika|Deoterokanonika]]
* [[Mpaminany]]