Lôta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Genesis19-17.jpg|vignette| ''Mandositra ny fahamaizan'i Sodoma i Lota'']]I [[Lota]] dia olona voatantara ao amin'ny [[Baiboly]]. Ny ankohonany no afa-nandositra ny fandoroan'Andriamanitra an'i [[Sodoma]] sy i [[Gomora]] izay nilatsahan'ny afo sy solifara. I Haràna zanak'i [[Tera]] sady rahalahin'i [[Abrahama]] sy i Nahora no rain'i Lota. Tamin'ny nandosirany ny afo dia niova ho vongan-tsira ny vadiny izay nitodika nijery ny fahamaizan'i Sodoma. NanaNanan-janaka taminy ireo zananivany roa ka nitaranaka ny [[Moabita]] sy ny [[Amonita]] i Lota. [[Sary:Noël Coypel - Loth and his Daughters, 1704.jpg|vignette|''I Lota sy ireo zananivavy'', Noël Coypel (1704)]]