Bokin' i Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanalehibe sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Joshuah Ordering the Sun to Stand Still. ca 1743-1744. Joseph Marie Vien.jpg|vignette|244x244px302x302px|''Nampijanona ny masoandro i Josoa'', nataon'i Joseph-Marie Vien]]
Ny '''Bokin'i Josoa''' na '''Bokin'i Jôsoé''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] sy ao amin'ny boky masin'ny Jiosy ([[Tanakh]]). Mitantara ny nahazoan'ny Zanak'i Israely ny tany nampanantenain'Andriamanitra ny razambeny, dia i [[Tany Kanana|Kanana]], ny Bokin'i Josoa. Maneho ny tsy fivadihan'Andriamanitra ny fampanantenana nataony io boky. Asehony koa anefa fa izay mivadika amin'Andriamanitra dia ho resy. Amin'ny teny fohy dia maneho ny fitondrana sy ny famonjen'Andriamanitra ny olony ilay boky.