Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nameno toerana banga
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-12:
 
=== Fanekem-pinoana ===
Ny fiangonana kristiana sasany dia nandray [[fanekem-pinoana]] izay nolovana tamin'ireo [[konsily]] tany aloha fa ny sasany dia tsy manana na nanampy fanekam-pinoana famenony azy manokana. Ny malaza indrindra amin'ny fanekam-pinianapinoana kristiana dia ny [[Fanekem'-pinoana apostolika|Faneke-mpinoana apostolika]] sy ny Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopolisy.
 
=== Trinite ===
Ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana dia mino ny atao hoe [[Trinite]] - izany hoe ny maha tokana nefa misy persona telo an'Andriamanitra. Ireo persona ireo dia ny Ray sy ny Zanaka (na ny Teny) ary ny Fanahy Masina. Tsy anriamanitraandriamanitra telo ireo.
 
== Tantara ==
Andalana faha-21:
 
== Fiangonana ==
Nanomboka tany amin'ny fampielezan'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] ny [[filazantsara]] no azo lazaina fa nanombohan'ny Fivavahana kristiana nahaleo tena ka tsy nikambana intsony tamin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]]. Niely tany Asia Minora sy Eoropa atsimo ary amin'ny tapak'i Afrika avaratra ny fivavahana kristiana ka isan'ny nandray anjara betsaka i Paoly. Nisy ny fanenjehana ny Kristiana nataon'ireo [[Jiosy]] sy ny Romana.
 
=== Konsily ===
Noho ny tokony hisian'ny filaninan'ny raharaha fehezin'ny [[Papa]] sy ny [[Eveka]] hafa rehetra sy ny tokony hananan'ny fiangonana fampianaram-pinoana mitovy dia nisy matetika ny atao hoe [[konsily]] na sinoda izay fivoriana anasana ny eveka rehetra sy andraisany anjara. Ny emperora matetika no mamory. Maro ny fehin-kevitra niviakanivoaka avy tamin'ireo konsily ireo ka isan'izany ny [[fanekem-pinoana]] sasany iraisan'ny fiangonana. Tamin'ny fotoana nampisy ireo konsily ireo loakoa no nisianan'ny fanenjehana mafy an'ireo atao hoe heretika na mpanao [[fampianaran-diso]].
 
=== Fisarahan'ny Andrefana sy ny Atsinanana ===
Noho ny tsy fifanarahana amin'ny lafiny teolojika sy hafa koa na dia teo aza ny fanaovana konsinykonsily sy ny fomba hafa hisian'ny fitovian-kevitra na ny marimaritra iraisana dia nivaky roa ny fivavahana kristiana ka i Roma sy i [[Konstantinopolisy]] (na Konstantinopla) no lasa renivohitry ny fiangonana roa (dia ny Fiangonana tandrefana na [[Katolika romana]] sy ny Fiangonana tatsinanana na [[Fiangonana Ortodoksa|Ortodoksa]]).
 
=== Refôrma ===
Taorian'ny fanavaozam-piangonana ([[reformasiona]] na reforma) nataon-dry [[Martà Lotera|Lotera]] sy ny namany izay te hanitsy ny fanao sasantsasany tao amin'ny Fiangonana katolika dia niforona ny [[Protestantisma]] izay tsy niakina intsony tamin'ny FianfgonanaFiangonana katolika; avy eo taty aoriana dia niorina koa ireo fiangonana maro atao ankehitriny hoe [[Fiangonana evanjelika|evanjelika]] (na ara-pilazantsara) izay miezaka miparitaka eran-tany.
 
== Tsiahy ==