Fankalazana ny Fiakaran' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Datin'ny andro Fiakarana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-18:
[[Filazantsara|Evanjely]] roa no miresaka ny niakaran'i Jesosy tany an-danitra, dia ny [[Filazantsara araka an'i Marka|an'i Marka]] izay mametraka izany ho taorian'ny Fitsanganany ho velona. Niseho tamin'ireo mpianany i Jesosy ka naniraka azy hitory teny manerana izao tontolo izao, nanome azy ny fahefana hanao [[fahagagana]] amin'ny anarany. Taorian'ny niakaran'i Jesosy tany an-danitra dia lasa "nitory teny nanerana izao tontolo izao" ny mpianatra nefa tsy misy resaka ny amin'ny Pentekosta (Mar. 16.14-20).
 
Izany tantara izany dia mamarana ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|EvanjeklinEvanjelin'i Lioka]] (Lio. 24.50-53) sady manomboka ny [[Asan'ny Apostoly]] (Asa. 1.3-12). Olona iray ihany no nanoratra an'ireo lahatsoratra roa ireo, ka izany no nahatonga ny mpikaroka sasany hilaza fa boky iray ihany ireo boky ireo tany aloha<ref name=":1"><small>Daniel Marguerat, ''Introduction au Nouveau Testament : son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides/Le Monde de la Bible, 2008, <abbr>p.</abbr> 127,128, [https://books.google.be/books?id=M5bPw5GvVWkC&pg=PA127 extrait en ligne] [archive].</small></ref>. Milaza i Daniel Margaret fa ny fanasarahana boky lavabe iray ho boky roa dia fanao tamin'ny andro taloha. Nefa tsy kisendrasendra, hoy izy, ny farorta ao amin'ny boky nanaovana ny fanasarahana: ireo boky roa ireo dia mifampitohy eo amin'ny Fiakarana izay "midika ho tampon'ny maha Tompo an'i Jesosy sy fanombohan'ny tsy maha eo azy"<ref name=":1" />. Nitantara in-droa an'ilay zava-nitranga ny mpanoratra mba "hisian'ny fivoasana roa sosona: ny Lio. 24.50-53 manao ny Fiakarana ho famaranana ny asan'i Jesosy, fa ny Asa 1.6-11 kosa manao izany ho fanokafana ny fotoan'ny fijoroana ho vavolombelona<ref name=":1" />'''.'''
 
Tsy miresaka ny Fiakaran'i Jesosy tany an-danitra ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] izay nitovitovy fotoana nanoratana tamin'ny Evanjelin'i Lioka.
Andalana faha-29:
Ao amin'ny Asan'ny Apostoly, ny mpino dia hoatry ny irery nefa "mitondra iraka"<ref name=":2" /> ho tanterahina eo am-piandrasana ny fiverenan'i Jesosy izy ireo. Noho izany, ao amin'ny fitantaran'i Lioka an'i Jesosy nitsangan-ko velona, dia tsy nanao fahagagana i Jesosy, tsy araka ny fitantaran'i Joany (Joa. 21.4-6), izay fijoroana vavolombelona nataon'olona izay manatsoa-kevitra avy amin'ny Anaran'i Jesosy<ref name=":2" />.
 
== Datin'nyDaty Androfankalazana ny Fiakarana ==
{| class="wikitable"
| colspan="3" |'''Datin’ny Fiakarana : Alakamisy sy Alahady, 2000–2020'''