Wikipedia miteny frantsay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 66 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q8447 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy namafa teny miverina in-droa
 
Andalana faha-2:
[[Sary:Wikipedia-logo-fr.png|120px|ankavanana|lôgô ny wikipedia frantsay|thumb]]
 
Ny '''wikipedia miteny frantsay''' (fiteny frantsay : ''Wikipedia francophone'', ''wikipédia en français'') dia version 'ny [[Wikipedia]] miteny frantsay : ny tsipeliny dia Wikipédia. NatombohanaNatomboka tamin'ny volana Martsa tamin'ny 2001 izy, misy lahatsoratra 800 000 mahery ny isan'ny lahatsoratra misy ao tamin'ny Martsa 2009 ary izy no fahatelo amin'ny wikipediaWikipedia ngeza indrindra eo aorian'ny wikipedia anglisy sy ny wikipedia miteny Alemana. Wikipedia ngeza indrindra izy amin'ny fiteny romana.
 
I [[:fr:user:DasBot|Dasbot]], mpikambana robo, dia nanoratra na nandika lahatsoratra maromaro tao amin'ny wikipedia frantsay, nanomboka nanoratra takelaka momba ny kaominin'ny lai [[frantsaFrantsa]] iray mantolo izy, toy . Ny data an'i Dasbot dia nadika tamina wikipedia hafa, amin'ny alalan'ny robo ihany koa.
 
[[Sokajy:Wikipedia amin'ny fiteny hafa]]