Ezra : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
k (Nanova laharan-jana-dohateny)
k (Rohy)
[[Sary:109.Ezra Reads the Law to the People.jpg|vignette|''Mamaky ny Lalàna eo anatrehan'ny vahoaka i Ezra,'' nataon'i Gustave Doré, taona 1866.]]
I '''Ezra''' na '''Esdrasa''' dia olona resahina ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Baiboly]] kristiana, indrindra ao amin’ny [[Bokin'i Ezra]] (na Bokin'i Esdrasa) sy ny [[Bokin'i Nehemia]], sy boky hafa koa. Jiosy babo tany Babilona izay niverina an-taniny tao Jerosalema tokony ho tamin'ny taona 428 tal. J.K. i Ezra. Sady [[mpisorona]] izy no [[mpanoradalàna]], izay velona teo anelanelan’ny taonjato faha-5 sy faha-4 tal. J.K. Atao koa Ezra Mpanoradalàna na Esdrasa Mpanoradalàna koa izy (hebreo : ''עזרא הסופר‬ / Ezra ha-Sofer'').
 
== Ny asa nataon'i Ezra ==
* [[Bokin'i Ezra|Bokin’i Ezra]] na Bokin’i Esdrasa
* [[Bokin'i Nehemia]] izay atao hoe ''2 Esdrsas'' ao amin’ny Volgata.
Ny [[Boky Ezra-Nehemia]] dia atao hoe ''1 Izra'' ao amin’ny [[Baiboly ortodoksa|Baiboly ortodoksa etiopiana]].
 
=== Apokrifa na pseodepigrafa amin’ny anaran’i Ezra na Esdrasa : ===
15 358

modifications