Mikaela (arkanjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy mari-piatoana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-49:
 
==== Araka ny Vavolombelon’i Jehovah. ====
Ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]] dia manao ny hoe ''Mikaela'' ho anarana hafan’i Jesoa Kristy any an-danitra, tamin’ny fisiany talohan’ny nahaterahany sy taorian’ny nitsanganany ho velona. Milaza izy ireo fa ny mpanoritra ao amin’ny [[Epistily nosoratan'i Joda|Epistilin’i Joda]] (Joda 9) izay manondro an’i “Mikaela ilay arkanjely”, dia manao an’i Mikaela ho ilay arikanjely tokana. Mihevitra koa izy ireo fa ny hoe ''Mikaela'' dia mitovy hevitra amin’ny hoe ''Kristy'', izay voaresaka ao amin’ny [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|Tesaloniana]] (1Tes. 4.16).<ref name=":1" /><ref>''"<small>satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra. Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany</small>''" <small>(1Tes. 4.16 -- ''Ny Soratra vasinamasina, Fandikan-tenin'ny Tontolo Vaovao'')</small>.</ref> Marihina fa tsy mitovy tanteraka ireo dikan-teny ao amin'ny Baibolin'ny Vavolombelona sy ny dikan-teny ao amin'ny Baiboly hafa. Mino ny Vavolombelon'i Jehovah fa ny anjara asa ambony indrindra sahanin’i Mikaela ao amin’ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] (Dan. 12.1)<ref name=":0" /> sy ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apok. 12. 7;<ref name=":2" /> 14.15<ref><small>"''Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy tao amin'ny tempoly tany an-danitra, ary izy koa nanana fijinjana maranitra''." (Apo. 14.17 -- ''Ny Baiboly'')</small></ref>) dia mitovy amin’ny anjara asan’i Jesoa.
 
==== Araka ny Olomasin’ny Andro Farany ====