Bokin' i Jodita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanaisotra endrika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Trophime Bigot - Judith Cutting Off the Head of Holofernes - Walters 37653.jpg|vignette|358x358px|''Manapaka ny lohan'i Holoferna i Jodita'', nataon'i Trophime Bigot, taona 1579-1650]]
Ny '''[[Bokin'i Jodita''']] dia boky ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] izay mitantara ny nampitsaharan'i [[Jodita]], vehivavy mpitondratena jiosy, ny horohoro nahazo ny [[Jiosy]] noho ny hanafihan'ny Asiriana azy ireo, tamin'ny nanapahany ny lohan'ilay jeneraly asiriana atao hoe Holoferna. Izany fanapahan-doha izany no nampitsahatra ny tahotra sady namelona indray ny finoan'ny Jiosy ny hery mpanafaka ao amin'Andriamanitra.

Ny Bokin'i Jodita dia tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baibolin'ny jiosy amin'ny teny hebreo). Ataon'ny Katolika sy ny Ortodoksa ho [[boky deoterokanonika]] izy nefa ny Protestanta dia manao azy ho [[boky apokrifa]].
 
== Famintinana ==
Nandresy an'ireo Mediana i Nebokadnetsara mpanjakan'i Asiria ka nandefa ny jeneraly Holoferna tamin'ny faha-12 taonan'ny nanjakany mba hanafika haka ireo tany miankandrefanaany andrefana. Nampitondrain'i Nebokadnetsara tafika lehibe i Holoferna ka nandresy hatrany hatranyhatranihatrany sady nandrava ireo toera-masina isan-toernatanàna no nanao izay tsy maintsy hanomezam-boninahitra an'i Nebokadnetsara sahala amin'ny andriamanitra. Tamin'ny farany dia tonga teo akaikin'ny vavahadin'i Israely ny tafika asiriana ka nanao fahirano ny tanàna atao hoe Betolia eo ampita, na dia efa nampitandrina azy ireo aza ny lehiben'ny Amonita atao hoe Akiora ny amin'ny hampandresen'Andriamanitra ny Israely raha tsy manota. Nefa rehefa lany vatsy ireo Betoliana dia kivy ka notenitenenin'i Jodita, taranak'i Simeona, izay nanome tsiny azy amin'ny hakelin'ny finoan'izy ireo. Tapa-kevitra ny ho any amin'ny tobin'i Holoferna miaraka amin'ny mpanompo vavy iray i Jodita mba hamitaka azy amin'ny fanomezany azy vaovao tsy marina momba ny Jiosy. Rehefa nahita ny hatsaran-tarehin'i Jodita i Holoferna dia nanaiky hihaino azy sady nanasa azy amin'ny lanonam-pisakafoanana sy nitondra azy tany amin'ny trano lainy ka tao i Jodita no nanapaka ny lohany. Niverina tany Betolia izy nitondra ny lohan'i Holoferna ka gaga ny vahoaka sadyavy eo tapa-kevitra ny hanafika sady nampadositra ny Asiriana izay tonga nalemy noho ny fahafatesan'ny mpitarika azy.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Azo zaraina roa ny Bokin'i Jodita ka ny fizaràna voalohany (Jod. 1 - 7) dia mitantara ny fanafihan'i Holoferna sy ny tsy fetezan'ny Israelita hilavo lefona; ary ny fizaràna faharoa (Jod. 8 - 16) dia mitatitra ny fanavotan'i Jodita ny fireneny.
 
=== Ny fanafihan'ny Asiriana sy ny nanaovana fahirano an'i Betolia ===
 
==== Ny fanafihan'ny Asiriana ireo firenena any andrefana (1.1-31–3.9) ====
I Nebokadnetsara sy i Arpaksada (1.1-11–1.12)
 
Ny fanafihan'ny Asiriana an'i Arpaksada (1.13-113–1.16)
 
Ny fanafihana ireo firenena any andrefana (2.1-31–3.9)
 
==== Ny horohoro nahazo an'i Israely (4.1- 7.32) ====
Ny nandrenesan'ny Israelita ny zava-mitranga (4.1-41–4.8)
 
Ny nifonan'ny Israelita amin'Andriamanitra (4.9-49–4.15)
 
Ny dinika tao amin'ny tobin'i Holoferna (5.1-51–5.24)
 
Ny fahatezeran'i Holoferna tamin'i Akiora (6.1-61–6.21)
 
Ny nanaovan'i Asiria fahirano an'i Betolia (7.1 - 71–7.32)
 
=== Ny nanavotan'i Jodita ny fireneny ===
 
==== I Jodita (8.1 - 9.14) ====
Ny mombamomba an'i Jodita (8.1-81–8.9)
 
I Jodita sy ireo zokiolona (8.9-89–8.35)
 
Ny vavaka nataon'i Jodita (9.1-91–9.14)
 
==== I Jodita sy i Holoferna (10.1-131–13.20) ====
Nankany any amin'i Holoferna i Jodita (10.1-101–10.23)
 
Ny resaka voalohany nifanaovan'i Jodita sy i Holoferna (11.1-121–12.9)
 
Nanatrika ny fanasana nataon'i Holoferna i Jodita (12.10-1210–12.20)
 
Ny nanapahan'i Jodita ny lohan'i Holoferna (13.1-131–13.10)
 
Nentin'i Jodita tany Betolia ny lohan'i Holoferna (13.11-1311–13.20)
 
==== Ny fandresen'ny Israelita ny Asiriana (14.1-161–16.25) ====
Nanafika ny tobin'ny Asiriana ny Jiosy (14.1-151–15.7)
 
Fiderana an'Andriamanitra (15.8-168–16.20)
 
Ny fahanteran'i Jodita sy ny nahafatesany (16.21-1621–16.25)
 
== Jereo koa: ==