Debôrà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
I '''Debora''' na '''Debôrà''' dia mpaminanivavy izay nitsara ny [[Zanak'i Israely]] tanatin'ny 40 taona sady anisan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 4-5). Nandimby an'i [[Samgara]] izy sady nodimbasan'i [[Gideona]].
 
Nikambana taminytamin'i mpaminanivavyDebora, izay avy any amin'ny tendrombohitr'i Efraima, i Baraka avy any Kadesy any Naftaly raha nahita ny fandrahonana nataon'i Sisera avy any Haroseta ha-Goima. (I Sisera dia mety ho mpitari-tafik'ireo mponina avy any an-dranomasina.) Nandresy ny tafik'i Sisera izy ireo teo akaikin'ny ony Kisona, noho ny firotsahan'ny oram-batravatra izay nahatonga ny fiaran'ireo fahavalo ho rendrika. Izany no ady tao amin'ny ranon'i Megido.
 
== Jereo koa: ==