Fanekem-pinoana apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanekem-pinoana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Aprily 2018 à 13:15

Ny Fanekem-pinoana apostolika na Fiekem-pinoana apostolika dia fanekem-pinoana ampiasain'ny Fiangonana katolika sy ny Fiangonana protestanta. Fantantra amin'ny andian-teny hoe "Izaho mino" koa izy io.

Ilay fanekem-pinoana

Amin'ny fiteny latina

Credo in Deum, Patrem omnipotentem, Creatorem caeli et terrae.
Et in Iesum Christum, Filium eius unicum, Dominum nostrum:
qui conceptus est de Spiritu Sancto, natus ex Maria Virgine,
passus sub Pontio Pilato, crucifixus, mortuus, et sepultus,
descendit ad inferos,
tertia die resurrexit a mortuis,
ascendit ad caelos,
sedet ad dexteram Dei Patris omnipotentis,
inde venturus est iudicare vivos et mortuos.
Credo in Spiritum Sanctum,
sanctam Ecclesiam catholicam,
sanctorum communionem,
remissionem peccatorum,
carnis resurrectionem,
vitam aeternam.
Amen.

Amin'ny fiteny malagasy

Dikan-teny protestanta:

Mino an’Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho;

ary mino an’i Jesosy Kristy, Zanaka lahy Tokana Tompontsika.

Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virijiny,

nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina,

nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita,

nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,

niakatra ho any an-danitra,

mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha,

avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty.

Mino ny Fanahy Masina aho,

ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao,

ny fiombonan’ny olona masina,

ny famelan-keloka,

ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty

ary ny fiainana mandrakizay.

Amena.

Dikan-teny katolika

Jereo koa: