Fanekem-pinoana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy zana-dohateny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina zana-dohateny
Andalana faha-26:
== Ny fanekem-pinoana kristiana ==
 
==== Ny fanekem-pinoan'ny Kristiana voalohany ====
Ny fiangonana kristiana dia nanana fanekam-pinoana izay mamaritra ny maha kristiana na tsia ny olona iray. Ho an'ny Kristiana, ny fanekem-pinoana voalohany dia ny [[kerigma]], fanambaram-pinoan'ny Kristiana voalohany.
* ''I Jesosy Kristy no mesia zanak'Andriamanitra'';
Andalana faha-33:
 
* ''miantso ho amin'ny fibebahana izy.''
Ireto avy ireo fanekem-pinoana amin'izao fotoana izao dia ny fanekem-pinoan'nypinoana Apostolyapostolika sy ny fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopla. Ny Fanekem-pinoana nikeana sy ny Fanekam-pinoana apostolika dia samy vokatr'ireo [[Konsily]] momba ny [[Trinite]], ka ireto avy izy ireo:
 
=== Ny fanekem-pinoana nateraky ny konsily momba ny Trinite ===
Ireto avy ireo fanekem-pinoana amin'izao fotoana izao dia ny fanekem-pinoan'ny Apostoly sy ny fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopla. Ny Fanekem-pinoana nikeana sy ny Fanekam-pinoana apostolika dia samy vokatr'ireo [[Konsily]] momba ny [[Trinite]], ka ireto avy izy ireo:
 
==== Ny Fanekem-pinoana Nikeana ====