Roger Federer: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Roger Federer (26 June 2009, Wimbledon) 2 new.jpg|thumb|right|Roger Federer]]
 
'''[[Roger]] Federer''' (teraka ny [[8 Aogositra]] [[1981]] tany [[Bâle]], [[Soisa]]) dia olom-pirenena soisa mpilalao tenisy arak'asa.
 
Maro ireo zava-bitany tsara indrindry maneran-tany eo amin'io taranja io. Anisan'izany ohatra ny nitazomany ny laharana voalohany tao amin'ny laharana ATP nandritry ny herinandro 309, izay 287 herinandro nisesy.