Roger Federer: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ra doda (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Eo koa ireo anaram-boninahitra betsaka indrindra (20 isa) nahazoany ireo fifaninanana goavana (grand chelem) nandritra ireo taom-pilalaovany : Nandresy tao [[Australia Open]] izy ny taona 2004, 2006, 2007, 2010, 2017 ary 2018. Nandresy tao [[Rolland Garros]] koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao [[Wimbledon]] koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ary 2017 ny [[US Open]] tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.
 
Ireo zava-bitany ireo miampy izay maro mbola tsy voatanisa dia mitarika ny sain'ny maro hilaza fa izy no mpilalaomahaympilalao mahay indrindra an'ity taranja ity hatrizayeo kaamin'ny hatramintantaran'izaony tenisy.
 
 
Hatreto dia 97 ny isan'ny ireo fifaninanana efa azon'i Roger Federer. Efa nahazo ny anaram-boninahitra amin'ny lalao isan'ekipa koa izy ny taona 2014 (coupe davis), izay niarahany tamin'ilay namany soisa Stanislas Wawrinka, ary efa nandrombaka ny medaly volafotsy tamin'ny lalao olimpika tany Londres tamin'ny taona 2012.
== Rohy ivelany ==
* {{fr}} {{de}} {{en}} [http://www.rogerfederer.com/en.html - Site officiel]