Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy ampahany amin'ny teny malagasy
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy fizaràna ny lahatsoratra
Andalana faha-1:
== Fampahafantarana tsotsotra ny Kor'any ==
== Famaritana azy: ==
 
* Ny boky manan-kaja Al Kor’any (القرآن‎‎) dia, midika hoe: Ilay fivakiana (matetika). Io boky io dia, boky fototra manazava ny finoana [[Silamo]] dia, mbola amin’ny fieny arabo, tenindrazan’Ilay mpaminany nitondra azy. Ary mbola amin’ny fieny arabo hatramin’izao.
=== Famaritana azy: ===
* Ny boky manan-kaja Al Kor'any dia, mbola tsary niharan'ny fanovana. Na ny fomba famakiana azy na ny fomba fanazavana azy na ny fomba fampiharana azy dia mbola hita mazava tsara ary voatahiry avy amin’ny alalan’ny boky mirakitra ny tenin’Ilay mpaminany nitondra azy: Hadith Sahih. Al Kour’any, boky izay manana fomba famakiana azy miisa fito. Amin’ny feo manaitra sy lalim-paka ary na dia, tsy fantatrao azy ny zavatra teneniny dia, efa resilahatra sahady ianao aminy. Voasariky ny feo izay miditra sy mamakivaky ny fanahinao ianao ary mandrotsaka ny ranomasonao amin’ny fomba mahagaga. Al Kor’any boky manan-kaja tsy misy toa azy. Ahitana ny lafin’ny fiainana rehetra. Na ara-piarahamonina izany, na ara-pivavahana izany, na ara-pitondrana izany, na ara-piarovana izany dia, voalahadahatra ao anatiny. Ny Al Kor’any dia boky tsy namela ny ambaratongan’olona rehetra.
* Ny boky manan-kaja Al Kor’any (القرآن‎‎) dia, midika hoe: Ilay fivakiana (matetika). Io boky io dia, boky fototra manazava ny finoana [[Silamo]] dia, mbola amin’ny [[fieny arabo]], tenindrazan’Ilay mpaminany nitondra azy. Ary mbola amin’ny fieny arabo hatramin’izao.
* Na mpanakarena na mahantra na fadiranovana na mpino silamo na mpino kristianina na mpino jiosy na tsy mpino an’Andriamanitra mihitsy dia mbola namelany hafatra sy anatra ary fampitandremana. Angamba ianao ho tontohitra. Ny Al Kor’any dia boky manambara ny zavatra ho avy sy efa lasa. Boky izay manambara ny zavatra hiseho ao anatin’ny fasana sy ny zavatra hiseho amin’ny andron’ny fitsarana. Al Kour’any boky izany manambarana ny tsiambaratelon’izao tontolo izao. Na ny fiandohany izany na ny fiafarany izany na ny fizotrany ankehitriny izany dia, tsy misy na dia iray aza nafeniny.
 
=== Tsy niharam-panovana ===
* Ny boky manan-kaja Al Kor'any dia, mbola tsary niharan'ny fanovana. Na ny fomba famakiana azy na ny fomba fanazavana azy na ny fomba fampiharana azy dia mbola hita mazava tsara ary voatahiry avy amin’ny alalan’ny boky mirakitra ny tenin’Ilay mpaminany nitondra azy: Hadith Sahih. Al Kour’any, boky izay manana fomba famakiana azy miisa fito. Amin’ny feo manaitra sy lalim-paka ary na dia, tsy fantatrao azy ny zavatra teneniny dia, efa resilahatra sahady ianao aminy. Voasariky ny feo izay miditra sy mamakivaky ny fanahinao ianao ary mandrotsaka ny ranomasonao amin’ny fomba mahagaga. Al Kor’any boky manan-kaja tsy misy toa azy. Ahitana ny lafin’ny fiainana rehetra. Na ara-piarahamonina izany, na ara-pivavahana izany, na ara-pitondrana izany, na ara-piarovana izany dia, voalahadahatra ao anatiny. Ny Al Kor’any dia boky tsy namela ny ambaratongan’olona rehetra.
 
=== Boky tsy manavaka ny olona hiantefany ===
* Ny Al Kor’any dia boky tsy namela ny ambaratongan’olona rehetra. Na mpanakarena na mahantra na fadiranovana na mpino silamo na mpino kristianina na mpino jiosy na tsy mpino an’Andriamanitra mihitsy dia mbola namelany hafatra sy anatra ary fampitandremana. Angamba ianao ho tontohitra. Ny Al Kor’any dia boky manambara ny zavatra ho avy sy efa lasa. Boky izay manambara ny zavatra hiseho ao anatin’ny fasana sy ny zavatra hiseho amin’ny andron’ny fitsarana. Al Kour’anyKor’any boky izany manambarana ny tsiambaratelon’izao tontolo izao. Na ny fiandohany izany na ny fiafarany izany na ny fizotrany ankehitriny izany dia, tsy misy na dia iray aza nafeniny.
<gallery>
Sary:Hungary pecs - jakovali2.jpg|Ny boky manan-kaja Al Korany
Sary:Coran-en-francais.jpg|Ny boky manan-kaja Kor'any. Ny ivelany.
</gallery>
 
Taona 570 taorian’i ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Teraka i Mpaminany Mohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay Nahary anie ho azy).
== Tantaran'ny nahatongavan'ny Kor'any ==
 
=== Tamin'ny nahaterahan'ny Mpaminany Mohamady ===
Taona 570 taorian’i ‘Issa ibn Maryiam ([[Jesosy|Jesosy Kristy]]): Teraka i Mpaminany [[Mohameda|Mohamady]] (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay Nahary anie ho azy).
 
Raha jerena ny toe-draharaha tamin’ny taona 570 dia, nanjaka ireo Romana (Kristianina Katolika) tao Eoropa sy faritra Moyen-Orient (Syrie, Palestine, Iraq,….) Mpanjaka Clovis I tamin’ny taona 496 nanaraka finoana Kristianina, izy izany an’isan’ireo niandohan’ny Eoropa Kristianina voalohany. Izany hoe nanjaka tanteraka ny finoana kristianina tao Eoropa tamin’izany fotoana izany ary betsaka ny ady niseho nataon’ireo Kristianina Katolika. Ary nanomboka tamin’ny taona 325 dia tsy nitsahatra ny fanenjehana ireo mpino maro samihafa ary tao anatin’ny haizina tanteraka izao tontolo izao tamin’io fotoana io. Tamin’izany ireo Amerika roa dia mbola tsy hita satria tamin’ny 1492 ary tsy nitsahatra namono ireo Indianina nonina tao izy ireo ka tamin’ny faran'ny 1776 dia nahazo fahaleovan-tena. Tamin’ny taona 570 dia teraka i Mpaminany Mohamady (fandriampahalemana sy fitahian’Ilay Nahary anie ho azy) tao Maka ao Arabia.
 
=== Ny fahatongavan'ny Kor'any ===
Taona 610 taorian’i ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Tonga tamin’i Mpaminany Mohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilayfitahian’Ilay Nahary anie ho azy) ny ''Wahi'' (Fanambaràna na Faminaniana) vaovao mahafaly ho an’ny olombelona rehetra sy fampitandremana azy ireo amin’ny sazy mamaivay miandry azy ireo raha toa ka mitsipaka izany. Tonga ny Kour’anyKor’any masina. Tonga tamin’i Mpaminany Mohamady fandriampahalemana sy ny fitahian’ Ilay Nahary anie ho azy, ny Wahi (fanambarana avy amin’Ilay Avo Tsy Toha) ny Kour’anyKor’any manan-kaja. Niantso ny vahoakany izy mba hanaraka ny finoana silamo ary tsy nitsahatra nitombo ireo vahoaka nanaraka azy. Nefa, nahatezitra an’ireo Moushrikoun (mpanompo sampy ) izany ka nandeha ny famoretana maro samihafa.
 
'''Fanamarihana:'''
 
Voalohany, i Jibrily ([[Gabriela (arikanjely)|Anjely Gabriel]]) no nitondra ny Kour’anyKor’any masina tamin’i Mpaminany Mohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay Nahary anie ho azy) ary nampianatra azy ny fomba famakiana azy, ny fomba fandaharana azy, ny fomba fitehirizana azy ao an-tsaina sy ny fomba fanazavana azy.
 
=== Ny nianarana sy ny nanoratana ireo faminanianany ===
Mpaminany Mohamady (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay Nahary anie ho azy) nampianatra ny Kour’anyKor’any tamin’ireo Sahaba (mpiaradia taminy), izay miisa mihoatra ny 10 000 ny fomba famakiana azy, ny fomba fandaharana azy, ny fomba fitehirizana azy ao an-tsaina sy ny fomba fanazavana azy.
 
Ohatra amin’ireo Sahaba nahay tsianjery ny Kour’any iray manontolo dia i `Abd Allah ibn Mas`ud, i Mu`adh ibn Jabal, i Hudhayfa ibn al-Yaman , i Ubay ibn Ka`b, i Zayd ibn Thabit,……miisa zato (100) mahery.
 
Manaraka izany, nasain’ny mpaminany (Fandriampahalemana sy fitahian’Ilay Nahary anie ho azy) nosoratana koa ny boky masina Kour’anyKor’any. Ireo Sahaba (mpiaradia taminy) izay malaza tamin’ny fanoratana ny boky masina Kour’anyKor’any dia : i Abou Bakr, i ‘Omar ibn al khattab, i ‘Outhman, i Ali ibn abi talib, i Ubay ibn Ka`b, i Mu`adh ibn Jabal, i Zayd ibn Thabit, i Abu Zayd, i Mou’awiya, i Sayid ibn al-Walid sy maro hafa….(Tsiany: ''Sahih Boukhari sy Fath al bari'' nosoratan’i Ibn Hajr Asqalani  9/18).
 
=== Ny fandraisan'ny Arabo ny faminaniana tamin'izay ===
Fahatongavan'ny fanambarana:
 
Hoy i Waraqah Ibn Nawfal tamin’ny mpaminany Mohamady (Salallah anlayhi wa salam). Ny fomba nandraisan’ireo vahoakan'i Maka ny fiantsoana izay nentiny tamin'izy ireo. Nanana faniriana i Waraqah ibn Nawfal ny mba ho velona amin’izany fotoana izany. Nefa, tsy mba velona izy tamin’izany fa efa maty. Rehefa avy eo dia, nanomboka ny iraka izay nampanirahina azy i Mpaminany Mohamady (Salallah anlayhi wa salam). Maro ireo nankahala azy sy nanendrikendrika azy. Tao ny nilaza hoe: izy mpaminany Mohamady (Salallah anlayhi wa salam) dia mpamorika na mpamosavy, tao ny niteny fa izy dia mpandainga, tao koa no nilaza fa izy dia poety, tao no nilaza fa izy dia nivorehin’olona, tao koa no nilaza fa izy dia, mpandangolango resaka ihany, tao koa ny nilaza fa izy dia mihambo ho mpaminany ihany sns…. Nefa, teo aloha dia tena niaky daholo izy ireo tamin’ny fahamarinany sy ny hatsaran’ny fitondrantenany. Tao ny nampanantena azy ny ho filoha, tao koa ny nampanantena azy vehivavy tsara tarehy, tao ny nampanantena azy vola tsy toko tsy forohina nefa, tsy mba nanaiky izy na dia iray aza amin’ireo tolokevitr’ireo mpiarabelona taminy ireo. Dia nanao tetikady izy ireo ny mba hamonoana azy sy ny handroahana azy miala eo amin’ny Tanana….
 
== Ny nanambarana ho boky iray ireo faminaniana ==
'''Ny fifindramonina tao Al-Habasha (Abysinie ao Ethiopie, Afrique)'''
 
=== Ny fifindramonina tany Al-Habasha ===
'''Ny fifindramonina tao Al-Habasha (Abysinie ao Ethiopie, Afrique)'''
 
 '''Ny fifindramonina voalohany, taona faha dimy (5) ny fahatongavan’ny faminaniana (taona 615 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam)'''
 
Rehefa nandeha ny fampijaliana natao tamin’ireo mpino islam vaovao dia, nomen’ny Mpaminany Salallah anlayhi wa salam, alalana ireo andian’ny mpino islam vitsivitsy, dimy amby ny folo (15) hialokaloka any Al-Habasha (Ethiopie) amin’ny fanjakanan’I Aṣḥama ibn Abjar (Mpanjaka Kristianina Armaha II), ireto avy izy ireo:
Ligne 35 ⟶ 51 :
1-Rouqayya (r.a), zanaky ny Mpaminany sy 2-‘Outhman ibn Affan (r.a) vadiny, 3- Abou Houdhayfa ibn ‘outbah ibn Rabi'ah sy 4-Sahla bint Souhail (r.a) vadiny, 5- Zoubayr ibn al-'Awwam bin Khouwaylid (r.a), 6-'Abd ar-Rahman bin 'Awf (r.a), 7-Mous'ab ibn 'oumair (r.a), 8-'Abdoullah ibn Mas'oud , 09-(r.a), 10-Abou salama (r.a), 11-Oumm Salamah na Hind bint Abi Oumayya (r.a), 12-'Amir bin Rabi'a bin Malik (r.a), 13-Hatib bin 'Amr (r.a), 14-'Outhman bin Maz'oun (r.a), 15-Abou Sibrah bin Abi Rouhm.
 
=== Ny nahafatesan'ny Mpaminany Mohamady ===
Taona 632 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Maty I Mpaminany Mouhammad (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy) ary namela ny boky masina Kour’any antsoratra sy am-pon’ireo mpiaradia taminy miisa 124 000 mihoatra. Rehefa mivavaka ireo Sahaba (mpiaradia taminy) dia, nampianarin’ I Mpaminany Mouhammad (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy)  namaky ny ampahany ao amin’ny boky masina Kour’any.Tsy maintsy mamaky tapany amin’ny soratra hita ao amin’ny boky masina Kour’any ireo Sahaba sy ny mpino islam rehetra mandraka ankehitriny.
 
=== Ny nanambarana ho iray sy natao kopia ny Kor'any ===
Taona 634 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Natambatra ho boky iray ireo takelaka rehetra nosoratana nandritran’ny fahaveloman’ I Mpaminany Mouhammad (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy). Navory daholo ireo Sahaba ary nomena an’I Zayd ibn thabit (ra) ny hitantana ny vondron’ireo Sahaba hanao izany.
 
Zayd ibn thabit (r.a) dia, Sahaba anisan'ny nosafidian’ny mpaminany manokana ho mpanoratra ny Kour’anyKor’any noho ny fahaizany mamaky, manao tsianjery, manoratra ary mitadidy zavatra. Ary mbola Zayd koa no nasain’I Abou bakr (Radhiyallah 'anho) Khalifa (mpitondra voalohany taorian’ny mpaminany) hanangona ireo takelaka ary hanao izany ho boky mitambatra iray. Nanaiky I Zayd miaraka amin’ireo Sahaba hafa izay samy mpanoratra ary mpahay tsianjery ny boky masina Kour’any nandritran’ny fahaveloman’ny mpaminany.
 
Taona 650 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Nandritra ny fitondran’I ‘Outhman (Radhiyallah 'anho) Khalifa faha telo dia, nasain'ity farany I Zayd ibn thabitThabit mba hanao kopia maro maro ny Kour’any ary hanaparitaka izany amin’ny toerana maro satria efa tsy nitsahatra niparitaka ny finoana Islam. Ohatra: Nalefa tany Sham (Faritra Syrie), Iraq, Makka, Madina,…..
[[Sary:Birmingham Quran manuscript - closeup.jpg|vignette|Takelaka Korany]]Ny Soraty ao anatiny:
 
== Ny Soraty ao amin'ny Kour'any ==
'''Al Fatiha – Ny fanokafana - 001'''
 
'''=== Al Fatiha – Ny fanokafana - 001''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-Dera ho an’I Allah, Tompon’izao tontolo izao.
Ligne 144 ⟶ 163 :
Ireo Soraty fohy ao anatiny:
 
'''   === Soraty An Nasy -  Ny olombelona – 114''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Lazao hoe: ‘Izaho dia mitady fiarovana avy amin’ny Tompon’ny olombelona.
Ligne 164 ⟶ 182 :
Ny jiny dia anisan’ny zavaboaharin’Ilay nahary izay nohariany ary mahita antsika fa saingy isika kosa tsy afaka mahita azy ireo, raha tsy hoe angaha izy mihitsy no te hiseho amin’ny olombelona. Tahaka antsika olombelona dia misy ny mpino an’I Tompo Allah amin’izy ireo ary misy koa ireo tsy mpino an’I Tompo Allah. Marihina fa izy ireo koa dia, isan’ny iantefan’ny faminaniana. 
 
'''  === Soraty Al Falaky – Ny maraina vao mangiran-dratsy – 113''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Lazao hoe: ‘Izaho dia, mitady fiarovana avy amin’ny Tompon’ny maraina vao mangiran-dratsy,
Ligne 178 ⟶ 195 :
5-      Hanohitra ny haratsiana’ny mpialona rehefa feno fialonanan izy.
 
 '''             === Soraty Al Ikhlasy – Ny fahadiovam-po tanteraka – 112''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Lazao hoe: ‘Izy Allah dia, Tokana.
Ligne 190 ⟶ 206 :
4-      Ary tsy mba misy na dia iray aza mitovy aminy. 
 
'''               === Soraty Al masad – Ny kofehy manify – 111''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
''' '''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Ho levona anie ny tanan-droan’I Abi – Lahab sy ny tenany!
Ligne 210 ⟶ 223 :
Abi Lahab dia, midika ho rain’ny afo. Izany dia, fiantsoana an’I ‘Abdoul ‘Ouzzaa, iray amin’ireo zanak’I ‘Aboul Mouttalib. Tsy voalaza amin’ny anarany manokana izy ao anatin’ny boky manan-kaja Kour’any satria, mety noho ny anarany izay mampiseho fanompoantsampy. Ity lehilahy ity dia, fahavalon’ny Mpaminany Muhammad salallah ‘anlayhi wa salam ary fatra mpitsikera an’ny finoana islam. Rehefa Mpaminany Salallah ‘anlayhi wa salam miantso ny olona mba hiditra amin’ny finoana islam dia, tsy maintsy sakanan’I Abu Lahab foana izy ary ankaratsiny. Ary ankavadesany. 
 
'''               === Soraty An-Nasr – Ny famonjena  - 110'''  ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Rehefa tonga ny famonjen’I Allah sy ny fandresena.
Ligne 220 ⟶ 232 :
3-      Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha aminy, fa Izy no Ilay feno famelan-keloka tokoa. 
 
'''              === Soraty Al Kafiron – Ireo tsy mpino mafy hatoka – 109''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Lazao hoe: ‘O, ianareo tsy mpino (Jiosy, Kristianina, Boudista, Hindoista, Athée,…etc…),
Ligne 236 ⟶ 247 :
6-      Anareo ny fivavahanareo, ary ahy kosa ny fivavahako! 
 
'''     === Soraty al-kaosara (108). Fahasoavana sesehena.)''' ===
 
'''''Amin’ny Anaran’i Allah Ilay Be Fiantra Sy Be Indra Fo.'''''
 
Ligne 246 ⟶ 256 :
3-fa izay mankahala anao, dia izy no ho lany tamingana tsy hanan-taranaka. 
 
'''        === Soraty al-man-o’na (107). Ireo fitaovan-dakozia.)''' ===
'''''Amin’ny Anaran’i Allah Ilay Be Fiantra Sy Be Indra Fo.'''''
 
'''''Amin’ny Anaran’i Allah Ilay Be Fiantra Sy Be Indra Fo.'''''
 
1-Moa hitanao ve ny olona tsy mino ny Andro farany?
Ligne 264 ⟶ 273 :
7-ary ireo manakana ny fampindramam-pitaovana ilaina. 
 
'''          === Soraty koraisy (106). Ireo koreisita.''' ===
 
'''''Amin’ny Anaran’i Allah Ilay Be Fiantra Sy Be Indra Fo.'''''
 
Ligne 276 ⟶ 284 :
4-dia Ilay nampihinana anjara azy ireo tamin’ny hanoanana ary nanome fandriam-pahalemana azy  ireo tao anatin’ny tahotra.
 
'''              === Ny Elefanta – 105.''' ===
'''''Amin’ny Anaran’i Allah Ilay Be Fiantra Sy Be Indra Fo.'''''
 
'''''Amin’ny Anaran’i Allah Ilay Be Fiantra Sy Be Indra Fo.'''''
 
1-      Moa ve tsy fantatrao nanao ahoana no nanaovan’ny Tomponao ireo olon’ny elefanta?
Ligne 294 ⟶ 301 :
Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate Al Fily – Ny Elefanta – 105
 
'''              === Al Homaza 104'''  ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Loza ho an’izay mpanendrikendrika sy mpifosa!
Ligne 320 ⟶ 326 :
Ny boky manan-kaja Kour’any sourate Al Homaza – Ny mpanendrikendrika 104. 
 
'''            === Sourate Al ‘Ansr – Ny fotoana - 103''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Mianiana aho amin’ny fotoana.
Ligne 338 ⟶ 343 :
Niteny I Imam Shafi’I rahimahoullah, manao hoe: ‘Raha toa ka tena hieritreretin’olona tsara ny momba an’ity sourate ity dia, efa hampy an’izy ireo izany ho taridalana amin’ny fahamarinana’ 
 
=== Soraty At Takasoro – 102 – Ny fanagonan-karena. ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-     Variana amin’ny fanangonan-karena tokoa ianareo,
Ligne 356 ⟶ 360 :
7-     Ka amin’izay fotoana izay dia tsy maintsy hanontaniana ny amin’ireo harena marobe ianareo. 
 
=== Soraty Al Qa’rianty – 101– Ilay mikorokoroka. ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Ilay mikotrokotroka!
Ligne 380 ⟶ 383 :
10-   Afo mivaivay izay tsy izy.
 
 === '''Sourate Al Ghashiyya – ‘Ilay manarona’ - 88''' ===
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
'''''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantrana sy be indra fo.'''''
 
1-      Moa ve tonga taminao ny tantaran’ny Ghashiya (Anaran’ny andro farany)
Ligne 440 ⟶ 442 :
Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate Al Ghashiyya – ‘Ilay manarona’ – 88
 
'''=== Soraty al-borojy: Ireo antokon-kintana. (85)''' ===
''' '''
''Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantra sy be indrafo.''
 
'''Soraty al-borojy: Ireo antokon-kintana. (85)'''
 
Amin’ny anaran’I Allah Ilay be fiantra sy be indrafo.
 
1-Mianiana aho amin’ny lanitra feno ireo antokon-kintana
Ligne 489 ⟶ 488 :
 
22-Voarakitra an-takelaka eo anatrehan’I Allah. 
 
== Jereo : ==
* [[Mohameda|Mohamady]]