Roger Federer : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
[[Sary:Roger Federer (26 June 2009, Wimbledon) 2 new.jpg|thumb|right|Roger Federer]]
 
'''Roger Federer''' (teraka ny [[8 Aogositra]] [[1981]] tany [[Bâle]], [[Soisa]]) dia olom-pirenena soisa mpilalao tenisy arak'asa izay mpilalao faharoa eo amin'ny laharan'ny ATP. Voalohany tao amin'ny laharana ATP izy mandritry ny herinandro 308. Izay 287 herinandro nisesy.
 
Maro ireo zava-bitany tsara indrindry maneran-tany eo amin'io taranja io. Anisan'izany ohatra ny nitazomany ny laharana voalohany tao amin'ny laharana ATP nandritry ny herinandro 309, izay 287 herinandro nisesy.
Nandresy tao [[Australia Open]] izy ny taona 2004, 2006, 2007, 2010 ary 2017. Nandresy tao [[Rolland Garros]] koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao [[Wimbledon]] koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ary 2017 ny [[US Open]] tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.
 
Eo koa ireo anaram-boninahitra betsaka indrindra (20 isa) nahazoany ireo fifaninanana goavana (grand chelem) nandritra ireo taom-pilalaovany : Nandresy tao [[Australia Open]] izy ny taona 2004, 2006, 2007, 2010, 2017 ary 20172018. Nandresy tao [[Rolland Garros]] koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao [[Wimbledon]] koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ary 2017 ny [[US Open]] tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.
 
Ireo zava-bitany ireo miampy izay maro mbola tsy voatanisa dia mitarika ny sain'ny maro hilaza fa izy no mpilalaomahay indrindra an'ity taranja ity hatrizay ka hatramin'izao.
 
 
1

modification