Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Soratana amin'ny fomba malagasy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
'''Literatiora apokaliptika''' na '''soratra apokaliptika''' no ilazana ireo boky mirakitra ny faminaniana ara-pahitana avy amin'Andriamanitra ny amin'ny maha antomotra ny hiafaran'izao rehetra izao sy ny hiavian'ny tontolo vaovao tonga lafatra. Ny soratra fantatra indrindra dia ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsin'i Joany]] ao amin'y [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Vitsy ny soratra apokaliptika voaray ho [[kanona]] (filamatry ny finoana). Ny maro amin'ny soratra apokaliptika dia apokrifa.
 
tonga lafatra. Ny soratra fantatra indrindra dia ny Apokalipsin'i Joany ao amin'y Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly. Vitsy ny soratra apokaliptika voaray ho kanona (filamatry ny finoana). Ny maro amin'ny soratra apokaliptika dia apokrifa.
 
== Ny soratra apokaliptika kanonika ==
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Efa misy soratra apokaliptika ny ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] nefa amin'ny ankapobeny dia miditra anatin'nireo faminaniana mahazatra izany. Ahitana andalana apokaliptika ao amin'ny bokim-paminaniana sahala amin'ny [[Bokin'i Isaia]] sy ny [[Bokin'i Jeremia]] sy ny [[Bokin'i Ezekiela]] syny [[Bokin'i Joela]] ary ny [[Bokin'i Zakaria]]. Ny [[Bokin'i Daniela]] dia efa apokaliptika feno<ref><small>Charles, Robert Henry (1911). "Apocalyptic Literature". In Chisholm, Hugh. ''Encyclopædia Britannica''. '''2''' (11th ed.). Cambridge University Press. pp. 169–175.</small></ref>.
 
Ireto avy ireo andalana apokaliptika ao amin'ny Testamenta Taloha:
Ligne 18 ⟶ 16 :
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ===
Tsy ny Apokalipsan'i Joany ihany no boky apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao fa na ireo [[Filazantsara]] dia ahitana andalana apokaliptika na eskatolojika. Ireto ireo andalana apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ankoatran'ny ao amin'ny Apokalipsin'i Jaona, indrindra ny ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] ary ny [[Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana]]:
* Matio 24 ; 25.31-46;
* Marka 13;