Batisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitsiana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-7:
 
=== Ny batisa ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Ny Lalàna jiosy dia manafatra ny fampiasana ny rano mba hidiovana (Lev. 11.25-40 ; 15.5-7). I [[Elia]] dia nandidy ny jeneraly syriana atao hoe Namàna handro ao amin’ny onin’i [[Onin'i Jordana (ony)|Jordana]] mba ho sitrana amin’ny habokany (2 Mpanj. 10). Talohan’ny nahatongavan'i [[Jesoa]] Kristy dia nasaina niditra an-drano ireo olona niova finoana ho amin’ny fivavahana jiosy ho mariky ny fidirany ao amin’ny fanekem-pihavanana. Ny [[mpaminany]] sasany dia nihevitra fa ireo jiosy babo miverina ho olona afaka eo amin’ny taniny indray dia tokony hiampita ny onin'i Jordana mba ho lenan’ny rano ka ho voadio amin’ny fahotany alohan’ny hahatongavan’ny [[Fanjakan’Andriamanitra]] (Ezek. 36.25).
 
I [[Jaona mpanao batisa]] dia nanohy izany fomba jiosy izany ka nitaona ny Jiosy hatao batisa ao amin’ny onin'i Jordana mba ho voavela heloka (Mar. 1.4).