Seta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Zhdan Dementiyev 01 Seth (1630).jpg|vignette|419x419px|''I Seta'', nataon'i Zhdan Dementiyev (1630)]]
I '''Seta''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]] izay naterak'i [[Adama]] sy i [[Eva]] -, olombelona voalohany noforonin'Andriamanitra. Zanaka fahatelo nanaraka an'i [[Kaina]] sy i [[Abela]] izy. Izy no razaenrazan'i [[Noa]] izay nitaranaka ny olombelona taorian'ny [[safodrano]] maneran-tany.
 
== Jereo koa: ==
* [[Adama]]
* [[Eva]]
* [[Kaina]]
* [[Abela]]