Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Figures God took Enoch.jpg|vignette|''Nalain'Andriamanitra i Henoka,'' nataon'i Gerard Hoet, taona 1728.]]
I [[Henoka]] (na [[Henoka|Enoka]]) dia patriarka ao amin'ny Baiboly, zanak'i Jareda (rain'i Matosalema sady rain'ny raiben'i [[Noa]]). Izy no patriarka fahafito amin'ny taranak'i Seta. Araka ny [[Bokin'ny Genesisy]] dia niaina 365 taona i Henoka teto ambonin'ny tany nefa tsy maty izy fa nakarina velona tany an-danitra sahala amin'i [[Elia]]. Nifandray akaiky amin'Andriamanitra izy satria voalaza ho "niara-nandeha tamin'Andriamanitra".