Bokin'i Henoka : Fahasamihafan'ny versiona roa

Nanitatra kely
k (Tsipelina)
(Nanitatra kely)
 
=== Mpanoratra ===
Misy ihany ny mino fa mampita ny zavatra nampahalalain'Andriamanitra an'i Henoka ity boky mitondra ny anarany ity. Ny mpikaroka ankehitriny dia miaiky fa anarana nindramin'ny mpanoratra fotsiny ny hoe ''Henoka'' na ''Enoka'' fa tsy i Henoka no nanoratra ny boky mitondra ny anarany. Ahitana fizaràna maro izay nataona mpanoratra maro teo anelanelan’ny taonjato faha-2 sy voalohany tal. J.K. ny Bokin’i Henoka.
 
=== Dikan-teny tranainy ===
13 813

modifications