Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Boky kristiana sy jiosy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Bokin’iBokin'i Henoka]] dia fanangonan-dahatsoratra apokaliptika isan’ny literatiora tanelanelan’ny Testamenta roa; apokrifa na pseodepigrafa ho an’ny [[TesatamentaTestamenta Taloha]] izy ka tsy isan’ny kanonan’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] na [[Baiboly katolika|katolika]] na [[Baiboly ortodoksa|ortodoksa]] na [[Baiboly protestanta|protestanta]]; nampitondrain’ny mpanoratra azy ny anaran’i [[Henoka]] (na Enoka) io boky io. [[Boky deoterokanonika|Deoterokanonika]] ny Bokin’i Henoka amin’ny Fiangonana Ortodoksa Teoahedo (Etiopiana sy Eritreana).