Fiteny latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy voambolana
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny latina''' (amin'ny teny latina ''lingua latīna'') dia fiteny taloha notenenin'ny mponina tao amin'ny faritr'i Latium, eo amin'ny misy an'i [[Roma]] ankehitriny. Io fiteny io dia avy amin'ny fiteny Indo-eoropeana voalohany tahaka ny ankabeazan'ny fiteny notenenina tao Eoropa. Ny fiteny latina dia avy ao amin'ny tanjonasaikanosy italianina. Na dia lazaina fa fiteny maty aza io fiteny io, ny fiteny rômana izay mbola ampiasaina ankehitriny ([[Fiteny frantsay|frantsay]], [[Fiteny espaniola|espaniola]], [[Fiteny italiana|italiana]], [[Fiteny romainina|romainina]]) dia endrika nivoatra an'io fiteny io. Na dia fiteny maty aza izy io, betsaka ireo olona mahafehy azy, mianatra azy ary mampianatra azy erak'izao tontolo izao.
 
Mbola ampiasain'ny fiteny ankehitriny amin'ny famoronana voambolana vaovao ny fiteny latina, ary mbola ampiasaina amin'ny fanomezana anarana siantifika ny zava-miaina.
 
Nohon'Noho ny herin'ny tafika romana tamin'ny andro fotoanyfotoan'androny ary nohon'noho ny fahefana omen'ny fifehezana ny teny latina, dia niparitaka eraky nyerak'i Mediteranea ny fiteny latina, izay nipoiran'ny fitenim-paritra nanome ny fiteny rômana ankehitriny.
 
Taorian'ny fanjavonan'ny Empira rômana tamin'ny taonjato fahadimy, dia nihavitsy hatrany ny isan'ireo olona nahay ny fiteny latina, ary noho izay havitsian'ny fampianarana dia feno teny avy amin'ny fiteny jermanika ary rômana tamin'izany fotoana ny fiteny latina nampiasaina tamin'ny TaonaAndro AfovoanyAntenantenany.
 
Nanomboka tamin'ny taonjato faha-15 ary hatramin'ny taonjato faha-18 dia nesorin'ireo mpanoratra latina eoropeanina ireo teny avy amin'ny teny jermanika ary ireo teny avy amin'ny fiteny rômana. Nandritry ny taonjato telo dia nampiasaina ho teny iraisam-pirenena, teny iofanana ary teny ampiasain'ny siansa ny fiteny latina.
Andalana faha-18:
== Fihalatra ==
 
Ny fiteny latina dia fiteny voasintona avy amin'ny teny indô-eoropeana, na dia misy tsy manaiky io hevitra io aza ny mpandralimpandalim-piteny.
 
== Fiparitahana ara-toe-tanytoerana ==
 
Teny ofisialy ofisialin'ny Fiangonana Katolika ny fiteny latina. FitenyNy fiteny frantsay nyno tenin'ny diplômasia any vatikanaVatikana, fa ny fiteny italiana nyno tena apiasaina any amin'ny [[firenena]] vatikanina.
 
=== Teny voasintona ===
 
Ny teny romana (toy ny fiteny espaniola, ny tenyfiten'ny Oïl sy ny [[fiteny frantsay]], ny fiteny italiana, ny tenyfitenin'ny Oc, ny katalana, ny portogesy[[Fiteny portogey|portogey]], ny romantsa ary ny romaina) dia voasintona avy amin'ny fiteny latina.
 
Karazana sintezyfandravonana ireo fiteny romana ireo ny interlingua, afaka azon'ny olona 900 tapitrisa (tontalin'ny mpiteny fiteny romana) avy hatrany io fiteny io.
 
=== Fanoratana ===
 
Ny romana nyno namorona ny abidy latina. ;Ireto ireo ny litera ampiasain'ny abidy latina.:
 
{| class="wikitable"