Bokin' ny Fahendrena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana
Andalana faha-1:
Ny '''Fahendren'i Salomona''' na '''Bokin'ny Fahendrena''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] izay voasokajy ao amin'ireo [[boky deoterokanonika]]. Miresaka ny amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty sy ny famoronana vaovao ny mpanoratra sady manambara fa tsy ho mety maty sady tsy ho mety lo ny fanahin'olombelona. Milaza ny tsara ho azon'ny olo-marina sy ny sazy hoan'ny olon-dratsy koa ny boly ary asehony fa famirapiratan'ny fahasambarana mandrakizay ny Fahendrena izay maneho ny hatsaram-pon'Andriamanitra. Ny Protestanta dia manakilasy ny boky ho [[pseodepigrafaApokrifan'ny Baiboly|apokrifa]]. Tsy hita ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] koa izy.
 
== Anaran'ny boky ==