Fankalazana ny Fiakaran' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Obereschach Pfarrkirche Fresko Fugel Christi Himmelfahrt crop.jpg|vignette|445x445px|F''iakaran'i Jesosy any an-danitra'' - nataon'i Gebhard Fugel, taona 1893.]]
Ny '''Fiakaran'i Jesosy''' na '''Fiakaran'i Jesoa''' na '''Fiakarana''' fotsiny na '''Andro niakarana''' dia fety kristiana ahatsiarovana sy ankalazana ny andro niakaran'i [[Jesosy]] Kristy any an-danitra efapolo andro aorian'ny [[Paska]] ary folo andro alohan'ny fankalazana ny nilatsahan'ny [[Fanahy Masina]], dia ny [[Pentekosta]]. Manamarika ny fihaonana farany teo amin'i Jesosy sy ireo mpianany taorian'ny Fitsanganany tamin'ny maty izany. Famantarana ny fomba vaovao anatrehan'i Jesosy Kristy, izay tsy ho hita intsony ara-batana eto amin'ity tontolo tsapa ity ny Fiakaran'i Jesosy. Mialoha lalana ny fiainana mandrakizay ho an'ny Kristiana izany.
 
Ny Alakamisin'ny andro niakarana dia ankalazaina eo anelanelan'ny 30 Avrily sy 3 Jona ho an'ny fiangonana manaraka ny tetiandro gregoriana. Ny nifidianana ny andro Alakamisy dia fanarahana ny voalaza ao amin'ny [[Filazantsara]] ([[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] sy [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]) sy ny [[Asan'ny Apostoly]] (Mar. 16.19; Lio. 24.51; Asa 1.2), nefa misy ny fiangonana izay misafidy ny andro Alahady manaraka an'io.
 
== Ny tantaran'ny fankalazana ny Andro niakarana ==