Fankalazana ny Fiakaran' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fety kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Fiakaran'i Jesosy''' na '''Fiakaran'i Jesoa''' na '''Fiakarana''' fotsiny na '''Andro niakarana''' dia fety kristiana ahatsiarovana sy ankalazana ny andro niakaran'i [[Jesosy]] Kristy any an-danitra efapolo andro aorian'ny [[Paska]] ary folo andro alohan'ny fankalazana ny nilatsahan'ny [[Fanahy masina -Masina]], dia ny [[Pentekosta]]. Manamarika ny fihaonana farany teo amin'i Jesosy sy ireo mpianany taorian'ny Fitsanganany tamin'ny maty izany. Famantarana ny fomba vaovao anatrehan'i Jesosy Kristy -, izay tsy ho hita intsony ara-batana eto amin'ity tontolo tsapa ity ny Fiakaran'i Jesosy. Mialoha lalana ny fiainana mandrakizay ho an'ny Kristiana izany.
 
Ny Alakamisin'ny andro niakarana dia ankalazaina eo anelanelan'ny 30 Avrily sy 3 Jona ho an'ny fiangonana manaraka ny tetiandro gregoriana. Ny nifidianana ny andro Alakamisy dia fanarahana ny voalaza ao amin'ny Filazantsara (Marka sy Lioka) sy ny Asan'ny Apostoly (Mar. 16.19; Lio. 24.51; Asa 1.2) -, nefa misy ny fiangonana izay misafidy ny andro Alahady manaraka an'io.
 
== Ny tantaran'ny fankalazana ny Andro niakarana ==
Ny fankalazana ny fetin'ny Fiakarana dia efa natao tany aloha elabe. I Eosebiosy dia hoatry ny niresaka an-kolaka ny amin'ny fanatanterahana io fankalazana io tamin'ny taonjato faha-4<ref><small>Michel Rouche, ''Les origines du christianisme'', <abbr>p.</abbr> 149</small></ref>. Tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-5 -, i Masindahy Aogostino dia nilaza fa efa hatramin'ireo [[Apostoly izanyroa -ambin'ny folo|Apostoly]] izany, ary niresaka ny amin'io fety io ho nankalazain'ny fiangonana rehetra hatramin'izay. I Masindahy Joany Krisostoma sy i Masindahy Gregory avy any Nisa -, ao amin'ny C''onstitutio Apostolica'' dia niresaka im-betsaka ny amin'io fety io ao amin'ny asa-sorany. Ny ''Fivahiniana masinFivahinian'i Egeria'' (latina: ''Peregrinatio'' na ''Itinerarium Egeriae'') dia miresaka ny amin'ny fiaretan-tory amin'io andro fety io sy ny amin'io fety io ihany koa. Tamin'ny voalohandohan'ny taonjato faha-5 dia mety nankalazaina miaraka amin'ny Paska na amin'ny Pentekosta ny Andro niakarana<ref><small>Philippe Rouillard, ''Les Fêtes chrétiennes en Occident'', <abbr>p.</abbr> 98)</small></ref>. Misy ny mihevitra fa ilay didy faha-43n'ny Konsilin'i Elvira (na Konsily Elberitana -, taona 300) izay nisian'ny ady hevitra maro -, dia nanameloka ny fankalazana fety amin'ny adro faha-40 aorian'ny Paska sady tsy niraharaha ny fitandremana ny Pentekosta amin'ny faha-50 andro -, izay midika fa ny fanao tamin'izany fotoana izany dia ny mahatsiaromankalaza ny Fiakarana symiaraka amin'ny Pentekosta miaraka.
 
== Ny fotoam-pankalazana ==
 
Ny Andro niakarana dia ankalazaina amin'ny andro faha-40 aorian'ny Paska; fety miovaova daty sahala anin'ny Paska koa izy. Matetika dia tsy mitovy ny andro ankalazan'ny [[Fiangonana tandrefana]] (Katolika sy Protestanta) sy ny [[Fiangonana tatsinanana]] (Ortodoksa) io fety io. Tsy maintsy andro Alakamisy eo anelanelan'ny 30 Avrily sy 3 Jona izy ho an'ny Fiangonana tandrefana fa eo anelanelan'ny 13 sy 16 jona kosa ho an'ny Fiangonana ortodoksa.
 
Andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ny Alakamisin'ny Fiakarana ho an'ny firenena sasantsasany. Manao izany ny firenena eoropeana tahaka an'i Alemaine, i Aotrisa, i Belzika, i Danemarka, i Failanda, i Frantsa, i Islanda, i Liktenstaina, i Loksamborga, i Monako, i Norvezy, i Holanda, i Soisa ary i Vatikana. Torak'izany koa ny firenana afrikana toa an'i Bene, i Borondy, i Borkina Faso, i Kotidivoira, i Madagasikara, i Namibia, i Senegaly, i Gabo ary i Togo. manao toy izany koa ireo firenena amerikana toa an'i Kolombia sy i Haity ny any Azie sy Oseania dia i Indonezia, i Vanoato ary i Oalisy sy Fotona. Ny firenena sasany toa an'i Italia, i Espaina, i Polonia, i Portogaly sy i Britaina Lehibe dia mankalaza ny Andro niakarana avin'ny Alahady manaraka ny Alakamisy<ref name=":0"><small>Philippe Rouillard, ''Fêtes chrétiennes en Occident'', <abbr>p.</abbr> 99</small></ref>.
Andalana faha-15:
 
=== Araka ny Evanjely kanonika ===
[[Filazantsara|Evanjely]] roa no miresaka ny niakaran'i Jesosy tany an-danitra -, dia ny [[Filazantsara araka an'i Marka|an'i Marka]] izay mametraka izany ho taorian'ny Fitsanganany ho velona. Niseho tamin'ireo mpianany i Jesosy ka naniraka azy hitory teny manerana izao tontolo izao -, nanome azy ny fahefana hanao [[fahagagana]] amin'ny anarany. Taorian'ny niakaran'i Jesosy tany an-danitra dia lasa "nitory teny nanerana izao tontolo izao" ny mpianatra nefa tsy misy resaka ny amin'ny Pentekosta (Mar. 16.14-20).
 
Izany tantara izany dia mamarana ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Evanjeklin'i Lioka]] (Lio. 24.50-53) sady manomboka ny [[Asan'ny Apostoly]] (Asa. 1.3-12). Olona iray ihany no nanoratra an'ireo lahatsoratra roa ireo -, ka izany no nahatonga ny mpikaroka sasany hilaza fa boky iray ihany ireo boky ireo tany aloha<ref name=":1"><small>Daniel Marguerat, ''Introduction au Nouveau Testament : son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides/Le Monde de la Bible, 2008, <abbr>p.</abbr> 127,128, [https://books.google.be/books?id=M5bPw5GvVWkC&pg=PA127 extrait en ligne] [archive].</small></ref>. milazaMilaza i Daniel margaretMargaret fa nany fanasarahana boky lavabe iray ho boky roa dia fanao tamin'ny andro taloha. Nefa tsy kisendrasendra -, hoy izy, -ny nafarorta toeranaao amin'ny boky nanaovana ny fanasarahana : ireo boky roa ireo dia mifampitohy eo amin'ny Fiakarana izay "midika ho ny tampon'ny maha Tompo an'i Jesosy sy ny fanombohan'ny tsy maha eo azy"<ref name=":1" />. Nitantara in-droa an'ilay zava-nitranga ny mpanoratra mba "hisian'ny fivoasana roa sosona: ny Lio. 24.50-53 manao ny Fiakarana ho famaranana ny asan'i Jesosy -, fa ny Asa 1.6-11 kosa manao izany ho fanokafana ny fotoan'ny fijoroana ho vavolombelona<ref name=":1" />'''.'''
 
Tsy miresaka ny Fiakaran'i Jesosy tany an-danitra ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i matioMatio]] izay nitovitovy fotoana nanoratana tamin'ny Evanjelin'i Lioka.
 
Raha ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjelin'i Joany]] kosa dia hoatry ny manambara izany Fiakarana izany mialoha -, tsy mankany an-danitra fa mankany amin'Andriamanitra -, nefa tsy miresaka zavatra maro: tamin'ny fiaraha-misakafo farany tamin'ireo mpianany -, dia nilaza matetitetika hoe ;: "Handeha mankany amin'ny Ray aho" i Jesosy<ref><small>Philippe Rouillard, ''Les fêtes chrétiennes'' , <abbr>p.</abbr> 99</small></ref>. Tamin'ny nisehoany tamin'i mariaMaria magdalenaMagdalena taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty dia nampitandrina azy i Jesosy nanao hoe;: "Aza mikasika ahy -, fa mbola tsy niakatra nankany amin'ny Ray aho. Nefa mandehana ka tadiavo ny rahalahiko ary izao no teneno azy: "miakatra vakanymankany amin'ny Raiko sy Rainareo aho -, mankany amin'ny Andriamanitro sy AndriavanitrareoAndriamanitrareo" "<ref name=":0" />.
 
=== Ny Filazantsara araka an'i Lioka ===
Ny tantaran'ny Fiakarana ao amin'ny Evanjelin'i Lioka -, rehefa nahavita ny fitantarana ny fisehoan'i Jesosy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty -, dia manamarika ny fahataperan'ny asan'i Jesosy tety an-tany. Amin'ny fomba tsara no anaovany izany famaranana izany izay arahin'ny tso-drano nataonynataon'i Jesosy ho an'ireo mpianany izay faly manoloana izanyny fiaingana izanyfiaingany. Tsy avy amin'i Jesosy tenany izany fisarahana izany : izany dia vokatry ny asan'Andriamanitra -, araka ny fampiasan'i Lioka [[matoanteny]] grika amin'ny fiendrika iharana<ref name=":2"><small>Daniel Marguerat, ''L’Aube du christianisme'', éd. Bayard/Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 425-427</small></ref>.
 
Ao amin'ny Asan'ny Apostoly -, ny mpino dia hoatry ny irery nefa "mitondra iraka"<ref name=":2" /> ho tanterahina eo am-piandrasana ny fiverenan'i Jesosy izy ireo. Noho izany -, ao amin'ny fitantaran'i Lioka an'i JsosyJesosy nitsangan-ko velona - i Jesosy, dia tsy nanao fahagagana -i Jesosy, tsy araka ny fitantaran'i Joany (Joa. 21.4-6) -, izay fijoroana vavolombelona nataon'olona izay manatsoa-kevitra avy amin'ny Anaran'i Jesosy<ref name=":2" />.
 
== Jereo koa: ==
* [[Paska]]
* [[Pentekosta]]
* [[Noely]]
 
== Tsiahy: ==