Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena''' afohezina API amin'ny fiteny frantsay, na IPA amin'ny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho an'ny fanoratana ny feon'ny fiteny tetenina. Izy io dia tsy ohatra ny fomba fanoratana an'ny vondrom-piteny, ny AAI dia abidy natao mba handrakotra ny ankapoben'ny fiteny rehetra. Navelatry ny mandinikampandinika rafi-peo [[frantsa]]y sy britanika ho an'ny [[Fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena]], navoaka tamin'ny 1888 izy. Natao tamin'ny 2005 ny famerenana farany.
 
== Tantara ==
 
Ny AAi dia noforonin'ny mpampianatra britanika sy frantsay taritin'i Paul Passy ho an'ny fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena, noforonina tany Paris tamin'ny 1886 ary nitondra Dhi Fonètik Tîcerz' Asóciécon. Ny santiôna voalohan'ny AAI, navoaka tamin'ny 1888, dia avy amin'ny abidy rômikan'i Henry Sweet, io avy amin'ny abidy manara-peon'i Isaac Pitma, sy Alexander John Ellis.
 
NaverinaNohatsaraina in-dimy ny AAI, tamin'ny 1900, 1932, 1989, 1993 ary tamin'ny 2005.
 
== Fomba fanoratana ==
Ny tanjon'ny dikan-tsoratra amin'ny alalan'ny AAI dia mizarazara ny volana ho singam-bolana izay lazaina fa tsy azo sarahina, ary mampiasa eva tokana ho an'izy ireo.
 
Eo amin'ny 118 eo ho eo ny isan'ny soratra ao amin'ny AAI, iayizay hahafahanaahafahana manoratra ny feo hita matetika. Ireo litera ireo dia litera avy amin'ny abidy grika na latina, izay ahitana fiovana na tsia : ɾ, ɽ, ɺ, ɹ (avy amin'i r) ; ɘ, ə (avy amin'i e). Soratana amin'ny alalan'ny litera matetika hita miaraka amina diakritika (miisa 76) ireo renifeo na zanapeo tsy hita matetika. Ohatra, soratana [β̞] ny ''b'' ny fitenyteny kastiliana ''caber''. Misy koa litera manokana hanoratana ny feo toy ny tsindrim-peo : [ˈdʊl·dn̩], fanoratana amin'ny AAI ny matoanteny alemana ''dulden''.
 
 
=== Ny slash (fônôlôjika) sy ny fonosana mahitsy (ara-drafipeo) ===
 
* Amin'ny [[haitsikerafiteny]] dia atao anelanelana ''slash'', izany hoe manome ny fanononan'ny teny fa tsy manome ny antsipirihanyantsipiriany. Anaty rakibolana no ahitana io karazana fanononana io.
 
* Ny fanononana anaty fonosana mahitsy dia fanononana ara-drafipeon'ny teny. Betsaka ireo mety ho fanononana ara-drafipeo ary arakaraky ny faritra, na arakaraky ny mpanonona io fanononana io.
 
Noho' ny habetsahan'ny fanononana ara-drafipeo, dia ny fanononana fônôlôjika no tena ampiasaina.
 
== Ny Abidy ampiasain'ny AAI ==
[[Sary:The International Phonetic Alphabet (revised to 2015).pdf|centré|vignette|842x842px|Ny sary momban'momba ny renifeo sy zanapeon'ny AAI]]
 
== Famisavisana ilay abidy ==
Andalana faha-45:
** [http://www.ling.su.se/fon/IPA-tecken.htm clavier phonétique sur www.ling.su.se]
* versions étendues de l’API
** [http://venus.unive.it/canipa/ {{exp|can}}IPA, système de Luciano Canepari : 500 symboles basiques, 300 complémentaires, et 200 supplémentaires] (documents [[Portable Document Format|PDF]] en anglais et en italien ; traduction française du chapitre sur le français)
* [http://www.shef.ac.uk/ipa Enregistrements vidéo des sons de l'API] sur le site de l'université de Sheffield.
* API en [[Unicode]] sur le [http://www.unicode.org site du consortium Unicode] (documents [[Portable Document Format|PDF]] en [[français]]) :