Fiteny hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « {{infobox fiteny |fiteny=עִבְרִית ʿIvrit |isan'ny mpiteny=8,3 tapitrisa |sata=Teny ofisialin'i {{Israely}} |faritany={{Israely}}, {{Palestina}} }} Ny '''fit... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny hebreo''' dia fiteny semitika. Tenin’ny jiosyJiosy io fiteny io. Ny fikambanana mifehy ny fampiasana ny teny hebreo dia ny [[Akademian’ny teny hebreo]].
Teny fampiasan’ny israelitaIsraelita nandritry ny fotoana nitrangan’ny tantara tao amin’ny [[Baiboly]] ny teny hebreo. Rehefa resin’i [[Babilôna]] i JudaJoda, dia nentina ho andevo tany Babilôna ny Jiosy ka nanomboka niteny aramaika. Tsy nampiasaina tamin’ny fiainana manavanandro intsony ny teny hebreo fa mbola fantatry ny jiosyJiosy mpanadihady soratra masina ihany.
 
Nanan-kevitra ny hanao ny teny hebreo ho fiteny fampiasa indray ny jiosyJiosy maro tamin’ny taonjato faharoapolo. Ary lasa tenin’ny firenen’i [[Israely]] tamin’ny 1948 ilay fiteny. Avy amin’ny toerana maro ny mponin’i Israely ka nanapa-kevitra ny hianatra hebreo avokoa izy ireo mba hiteny fiteny iray ihany.
 
== Jereo koa: ==
* [[Abidy hebreo]]
{{vangovango}}