Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Anaram-bolana tanokan'ny Fahababoana
Andalana faha-1:
[[Sary:Jewish calendar, showing Adar II between 1927 and 1948.jpeg|vignette|304x304px|Tetiandro jiosy maneho ny volana Adara II tanelanelan'ny taona 1927 sy 1948.]]
Ny '''Tetiandro hebreo''' dia [[tetiandro]] ampiasaina ao amin'ny fivavahana jiosy. Tetiandro manaraka ny fihodin'ny volana sy ny masoandro ny tetiandro hebreo, ka ny iray volana dia miovaova ho 29 na 30 andro. misy iray volana fanampiny izay asisika isaky ny telo taona satria tokony ho feno ny tsingerim-potoana 19 taona atao hoe Tsingerin'nyi Metona (filozofa grika tamin'ny taonjato faha-5). Avy amin'io tetiandro io no nahazoana ny Tetiandro jiosy izay ampiasain'ny Fanjakana Israeliana.
 
== Ny fizaràm-potoana ao amin'ny tetiandro hebreo ==
Ligne 13 ⟶ 14 :
# Yom Shishi / יום ששי‬ izay midika hoe "andro fahenina" (Zoma)
# Yom Shabbat / יום שבת‬ izay midika hoe "andro fitsaharana" (Asabotsy).
Ny Yom Shabbat (יום שבת‬ ) dia azo hafohezina hoe Shabbat (שבת) fotsiny na halavaina hoe Yom Shabbat Kodesh (יום שבת קודש‬) izay midika hoe "andro fitsagaranafitsaharana masina".
 
=== Ny anaram-bolana ===
 
Ireto avy ny anaran'ny volana ao anatin'ny taona iray:
==== Ny anaram-bolana talohan'ny Fahababoana ====
Ny ao amin'ny Baiboly dia voalaza fa vy taona iray misy 12 volana (1Mpan. 4.7 sy 1Tant. 27.1-15) ary ny soratra ao amin'ny Genesisy dia hoatry ny milaza fa ny volana tsirairay dia misy 30 andro (Gen. 7.11; 8.3-4; 8.13-14). Hafa ny anaram-bolana nampiasain'ny Hebreo talohan'ny fahababoana fa tsy mitovy amin'ny ampiasaina amin'izao. Amin'ny ankapobeny dia ny laharan'ny volana ao amin'ny taona no natao anaran'ny volana. Misy anaram-bolana vitsy izay voalaza ao amin'ny Baiboly - dia ireo nogasina hoe ''Abiba'' (hebreo: אביב /Aviv), ''Ziva'' (hebreo: /Ziv), ''Etanima'' (hebreo: אֵתָנִים/Ethanim) ary ''Bola'' (hebreo: /Bul). Ny Abiba dia nolana voalohany - ny Ziva no faharoa - ny Etanima no fahafito - ny Bola no fahavalo. Heverina ho avy amin'ny anaram-bolana kananita izy ireo.
Ny volalan ''Aviv'' (midika ara-bakiteny hoe "lohataona") dia voaresaka ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy]] sy ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] (Eks. 12.2; 13.4; 23.15; 34.18; Deo. 16.1). Ny volana ''Ziv'' (midika ara-bakiteny hoe "fahazavana") dia voaresaka ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 6.1; 6.37). Ny volana ''Ethanim'' (midika ara-bakiteny hoe "mahery" - endrika milaza maro) dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 8.2). Ny volana ''Bul'' dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 6.38).
 
==== Ny anaram-bolana taorian'ny Fahababoana ====
Ireto avy ny anaran'ny volana ao anatin'ny taona iray izay heverina fa avy amin'ny anaram-bolana babiloniana:
# Tishri (hebreo: תשרי) eo anelanelan'ny Septambra sy Oktobra (30 andro);
# Heshvan (hebreo: חשון) eo anelanelan'ny Oktobra sy Novambra (29 na 30 andro);