Bokin' i Baroka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Boky ao aimn'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Bokin'i Baroka''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]<nowiki/>n'ny [[Baiboly katolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]]. Tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly jiosy) sy ny [[Baiboly protestanta]] io boky io.
 
Misy faminaniana navoaka tao Babilona ny ao amin'io boky io izay ahitana fahaiza-mandaha-teny. Ahitana fandinihana ny amin'ny teolojia sy ny tantaran'i Isiraely, ady hevitra momba ny fahendrena, sady teny nampitaina tamin'ireo mponin'i Jerosalema sy ireo any am-pielezana. Ahitana fiaiken-keloka sy fampanantenam-pahafahana ho an'ireo mifona noho ny fahotany ary vavaka fifonana amin'Andriamanitra sy fiderana azy ny ao amin'io boky io. Avy eo ilay boky dia midera ny fahendrena sy ny didin'Andriamanitra, ary miantso ireo Jiosy any am-pahababoana mba hahery sy hionona. Ahitana taratasy izay atao hoe nalefan'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] ho an'ireo Jiosy nasesy tany any Babilona izay taratasy fampitandremana amin'ny fanompoan-tsampy.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Andalana faha-8:
=== Fiaiken-keloka (1.1 -- 3.8) ===
Teny fampidirana (1.1-14)
 
Fiaikem-pahotana (1.15 -- 2.10)
 
Vavaka fisaorana (2.11 -- 3.8)
 
=== Vavaka fiderana an'Andriamanitra (3.9 -- 5.9) ===
Fiderana ny Fahendrena (3.9 -- 5.9)
 
Hafatra ho an'ireo any am-pahababoana (4.5 -- 5.9)
 
Ligne 28 ⟶ 25 :
* [[Boky fahararoan'ny Makabeo]]
* [[Bokin'ny Makabeo]]
* [[Baroka]]