Boky voalohan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-2:
 
Ny mpanoratra dia nandray ireo lohahevitra hita ao amin'ny tantaran'ny Jiosy tany aloha, indrindra ny ao amin'ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] ny amin'ny fitandremana ny Lalàna. Ny Lalàna no zava-dehibe indrindra amin'ny zavatra rehetra ka izany no nampisy ny tsy fifanarahana eo amin'ny mpitandrina ny Lalàna sy ireo manohitra izany. Voninahitra lehibe ny maty amin'ny ady mitam-piadiana entina hiarovana ny Lalàna ary ny fanompoana ny tanindrazana dia fanompoana an'Andriamanitra.
 
== Jereo koa: ==
[[Boky faharoan'ny Makabeo]]
 
[[Boky fahatelon'ny Makabeo]]
 
[[Boky fahefatry ny Makabeo]]
 
[[Boky fahadimin'i Makabeo]]
 
[[Bokin'i Jodita]]
 
[[Bokin'i Tobia]]