Nôa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitarana ny teny fampidirana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Arche de Noé FJ.jpg|vignette|''Sambofiaran'i Noa'']]
I '''Noa''' na '''Noe''' dia ilay lehilahy voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] fa sisa tsy maty, niaraka tamin'ny ankohonany, tamin'ny [[Safodrano maneran-tany|safodrano lehibe]] teto an-tany nataon'Andriamanitra handringanana ny [[olombelona]] izay nanota tamin'ny fomba mihoampampana. Nanamboatra sambofiara izay nitondanitondra azy mianakavy sy ireo biby nasain'Andriamanitra nentiny i Noa ka ireo no nitaranaka nameno ny tany indray. I Noa no razamben'ny olombelona rehetra taorian'ny safodrano tamin'ny alalan'ireo vinantovaviny sy ireo zanany telolahy dia i [[Sema]] sy i [[Hama]] ary i [[Jafeta]].
[[Sary:549 Le mont Ararat vu des environs d'Erevan.JPG|vignette|Ny Tendrombohitra Ararata hita avy eo akaikin'i Erevan]]