Haifisaina sy hetsi-po: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Toe-tsaina ho Haifisaina sy hetsi-po i Thelezifor : Dikan-teny nalaina tao amin'ny Dictionnaire Vitasoa - mbola tsy mahafa-po anefa
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanova araka ny lohateny
Andalana faha-2:
[[Sary:Psi-stylized.svg|140px|right]]
 
Ny '''toehaifisaina sy hetsi-tsainapo''' dia fandinihan'ny fihetsika ny olom-belona.
 
== Dika ==
Andalana faha-16:
Ny taranja sasan'ny toe-tsaina dia miaraka amin'ny zavatra hafa, na ao amin'ny saha mifandray na amin'ny lafin'ny zana-taranja saha fandinihana mivelatra kokoa.
 
Hatramin'ny ela no nisian'ny fifandraisana akaiky tamin'ny fandinihana ny foto-pisainana (psychologie) sy ny foto-kevitra (philosophie), ary tsy vitany hoe mifandray fotsiny aza izy roa ireo fa tena mifanosina satria ny fandinihana ny foto-pisainana (psychologie) taloha dia taranja iray tao amin'ny fandinihana ny foto-kevitra (philosophie), taranja izay matetika taloha - tamin'ny antiquité indrindrindrindra - nosokajiana ho anisan'ny taranja ny zavatra azo tsapain-tanana (physique), raha ny famaitana tamin'izany ( ny anatra, ny eritreritra, ny fihetsika, sns. dia taranja tao anatin'ny fandinihana ny foto-kevitra taloha nefa hita koa ao amin'ny fandinihana ny foto-pisainana). Misy aza ankolafi-ny mpandinika foto-pisainana sasany manorina ny fonja-keviny amin'ny vokatry ny fandalinana ny foto-kevitra tahaka ny toe-po, ny maha-olona, ny zava manan'aina, sns.
 
C'est cette extrême diversité qui en fait la complexité historique, les résultats localement acquis se croisent et il faut de longues études pour en démêler la rationalité et l'intérêt. Il est ainsi très facile d'obtenir des théories inconsistantes ou de réaliser des synthèses incohérentes, qui ne manquent pas tout au long de l'histoire multimillénaire de la psychologie.