Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nameno toerana banga
Andalana faha-1:
{{mandika teny}}
 
Ny '''Kristianisma''' dia finoana abrahamika mifototra amin'ny [[Monoteisma|finoana an'Andriamanitra tokana]], izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny [[apostoly]] ([[Filazantsara|evanjely]] na [[filazantsara]]) mikasika ny fiainan'i [[Jesosy|Jesoa]] avy any NazarataNazerata, na [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa arivo tapitrisa (2 000 000 000) eo ho eo ny isan'ny mpino, miparitaka anaty fiangonana 33 000; ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana katôlika.
 
Ny mpamaritra anarana ''[[kristianina]]'' dia midika "an'i Kristy", na "mpanaraka ny fampianaran'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.
Andalana faha-9:
== Tsangan-kevitra ==
=== Kristy ===
Amin'ny Kristiana dia i Jesoa no [[Mesia]] na Kristy. Inoan'ny [[Kristianina|Kristiana]] ho voahosotr'Andriamanitra sy nirahina ho ety ambonin'ny tany hanavotra ny olombelona amin'ny alalan'ny fahafatesany sy ny fitsanganany ho velona i Jesoa.
=== Fanekem-pinoana ===
 
=== Trinity ===
=== Fanekem-pinoana ===
Ny fiangonana kristiana sasany dia nandray [[fanekem-pinoana]] izay nolovana tamin'ireo konsily tany aloha fa ny sasany dia tsy manana na nanampy fanekam-pinoana famenony azy manokana. Ny malaza indrindra amin'ny fanekam-piniana kristiana dia ny Fanekem'pinoana apostolika sy ny Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopolisy.
 
=== TrinityTrinite ===
Ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana dia mino ny atao hoe [[Trinite]] - izany hoe ny maha tokana nefa misy persona telo an'Andriamanitra. Ireo persona ireo dia ny Ray sy ny Zanaka (na ny Teny) ary ny Fanahy Masina. Tsy anriamanitra telo ireo.
 
== Tantara ==
Taty aoriana dia lasa fivavaham-panjakana ny kristianisma ka i [[Roma]] no renivohitra tamin'izany. Nitombo hery ny Papa ka nisy ny fiangonana sy mpanjaka na andriana izay nitady fahaleovan-tena ara-politika sy ara-pivavahana.
 
== Fiangonana ==
Nanomboka tany amin'ny fampielezan'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] ny filazantsara no azo lazaina fa nanombohan'ny Fivavahana kristiana nahaleo tena ka tsy nikambana intsony tamin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]]. Niely tany Asia Minora sy Eoropa atsimo ary amin'ny tapak'i Afrika avaratra ny fivavahana kristiana ka isan'ny nandray anjara betsaka i Paoly. Nisy ny fanenjehana ny Kristiana nataon'ireo [[Jiosy]] sy ny Romana.
=== Kaonsily ===
 
=== KaonsilyKonsily ===
Noho ny tokony hisian'ny filaninan'ny raharaha fehezin'ny [[Papa]] sy ny [[Eveka]] hafa rehetra sy ny tokony hananan'ny fiangonana fampianaram-pinoana mitovy dia nisy matetika ny atao hoe [[konsily]] na sinoda izay fivoriana anasana ny eveka rehetra sy andraisany anjara. Ny emperora matetika no mamory. Maro ny fehin-kevitra niviaka avy tamin'ireo konsily ireo ka isan'izany ny [[fanekem-pinoana]] sasany iraisan'ny fiangonana. Tamin'ny fotoana nampisy ireo konsily ireo loa no nisianan'ny fanenjehana mafy an'ireo atao hoe heretika na mpanao [[fampianaran-diso]].
 
=== Fisarahan'ny Andrefana sy ny Atsinanana ===
Noho ny tsy fifanarahana amin'ny lafiny teolojika sy hafa koa na dia teo aza ny fanaovana konsiny sy ny fomba hafa hisian'ny fitovian-kevitra na ny marimaritra iraisana dia nivaky roa ny fivavahana kristiana ka i Roma sy i [[Konstantinopolisy]] (na Konstantinopla) no lasa renivohitry ny fiangonana roa (dia ny Fiangonana tandrefana na [[Katolika romana]] sy ny Fiangonana tatsinanana na [[Fiangonana Ortodoksa|Ortodoksa]]).
 
=== Refôrma ===
Taorian'ny fanavaozam-piangonana ([[reformasiona]] na reforma) nataon-dry [[Martà Lotera|Lotera]] sy ny namany izay te hanitsy ny fanao sasantsasany tao amin'ny Fiangonana katolika dia niforona ny [[Protestantisma]] izay tsy niakina intsony tamin'ny Fianfgonana katolika; avy eo taty aoriana dia niorina koa ireo fiangonana maro atao hoe [[Fiangonana evanjelika|evanjelika]] (na ara-pilazantsara) izay miezaka miparitaka eran-tany.
 
== Tsiahy ==