Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa andalantsoratra tsy misy ifandraisany amin'ny lohahevitra.
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-14:
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina. <br>
 
Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io no manome endrika ny lahatsoratrao.endr
 
Hitanao eo ambon'ny ''toerana anoratana'' fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.